Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Bonjour. Aiza kay no misy an'io fanafody «fertilo lady» io eto Antananarivo? Pharmacie metropole, ambanidia, galerie smart, pharmacie de tana antsahavola, reo no nalehako fa samy tsisy fa apparemment en rupture de stock ve? Merci oo

Aminareo in zao n mb akanjo tena tendance amzao andro mafana izao?

Ny vehivavy amin’izao fotoana izao mihevitra ny lehilahy ho toy ny Organismes spécialisés-n’ny ONU mihitsy :
1-“Cheri oh ! izaho te ihinana an’ity, izaho ividiano pizza, izaho noana be”
amin’izay isika lehilahy dia lasa PAM (Programme Alimentaire Mondial)
2- Raha efa niteraka ny vehivavy miaraka aminao : “Malalako ah, efa volana Septembre isika izao, efa tokony hikarakara ny fidiran’ny zanako any an-tsekoly amin’izay, mba ampio aho chéri ah! S’il te plait”
Amin’izay indray ianao dia lasa UNICEF ( Fonds des Nations Unies pour l’Enfance et l’éducation)
3- « Mon amour, marary lesy aho ah!

Miarahaba, Manana zanaka vavy 17 ans aho ary mipetraka aty ivelany izahay. Ny olana dia miaraka aminy ankizy namany tsy tiko izy satria akizy tsy mitovy niveau aminy izany hoe mitovy taona fa ny niveau aminy fianarana aty mako tsy mitambatra daholo ny classe fa raha tsara note dia misy niveau hafa ianarana.

Bonjour
Izy kay no efa nanontona MSI ( resaka ilay somary controverse io matetika eo @forum) koa afaka mizara amiko hoe nanao ahoana dia inona avy ny étapes natao etc?
Tsy hoe débat ity resaka ity satria sarotra dia sarotra io ka raha ohatra ka tsy misy valina dia aleo tsy mamaly.
Ho an'ireo izay afaka mitantara ny expériences dia misaotra mialoha.

manao ahoana daholo. aiza kay no toerana afahana manao voyage de noce tsara pour 3 à 4 jours.
ny budget eo amin 5millions fmg eo. eto madagasikara ihany fa tsy alavitra be. raha alavitra indrindra de 370 km miala an tana. toerana misy rano no tena tianay

Mitady aho

Averina eto ity sujet an'i HOPE ity.

salama daolo

nanokatra ity discussion ity aho ho antsika vehivavy mitady zaza tsy mety mahazo. <

Hiresahantsika ny zavatra tsapantsika , ny alaelo, ny tebiteby miandry regle ho tonga na tsia , rehefa tsy mahita havaly rehefa manontany ny manodidina hoe oviana ihany, rehefa sady faly malaelo maheno namana na havana terabao ....

Ny ahy manokana aloha dia tena mafy amiko ilay izy, tena tsy nampoiziko t@ fiainako mihintsy hoe ho sahirana aho hitady zaza satria ny fianakaviana rehetra dia tena maro anaka be daolo, izahay koa 6 mianadahy be izao.

efa 6 ans de mariage izahay mivady, nandehanana daolo izay atoron'olona,

mahatsiaro tena impuissant mihintsy manoloana anilay olana

rehefa misy manoro hevirta hoe "aza eritreretina be e", atao ahoana? <

tsy mora izany rehefa nitady zaza nandritra ny 6 taona,

tsy misy afaka mahatsapa anizany raha tsy ianao irery,

sarotra ny miresaka azy raha olona efa avy niteraka

otrany tsapanao izany hoe , hamaivanin'ny olona ny olanao

nisy namako iray izay nandefa message tamiko dia hoy izy: "efa tena menatr'olona aki aho @ ity bevoka lava ity fa dia maro loatra", raha mba fantany mantsy manindrona ahy izany teniny izany, toa maneso ery,

je donnerai tout ce que j'ai ; mon travail, mes diplômes pour sentir une grossesse et tenir un bébé dans mes bras

c'est trop injuste :(

Miarahaba o, araka ny sujet dia mikasa haka mpanakanto hihira ouverture fotsiny, hira 2 tout au plus, Ambondrona leizy no tena marina, sao d mba nisy efa naka azy? misy contact ve sa ahoana no tokony hatao? misaotra

Maman a, lasa resabe tato ho ato ny resaka mpanampy. Ny ahy izao a, kilasy mody, zaza iray ihany no ataony. Manasa lamba indray mandeha isan-kerinandro. Miditra amin'ny 8 ora dia mirava @ 4 ora. Manana pause kely izy après dejeuner. 90 000 ariary no omeko azy. Misakafo maraina sy antoandro zany izy mazava ho azy. Iantohana koa rehefa tsy salama, mbola mahazo prime rehefa fety.

Pages