Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

tena maro be ry zareo ao andakozia sady kzly veta b mbola kely dia efa miraikitra sahady lol izay anagmba no mahamaro azy inona no fika hamonoana azy dia tsy hampiverina azy intsony kadradraka ireo an

Miarahaba antsika mpamaky ity forum ity.Mba te hanontany ny hevitrareo aho, indrindra moa ireo izay mahalala sy mety efa niaina ny zavatra lalovako amin'izao.Kristiana ny tenako, nohon ny asa sy ny fitaizana dia tsy mbola manana andraikitra any ampiangonana aho nefa tena mpino ary miezaka isan'andro manabe sy manoritra lŕlana ho an'ireto zanako amin'ny finoana kristiana.

Bedin'ny polisy v ra manao casque moto refa mtondra fiara?

miarahaba antsika rhtra!mba mila fanampiana avy amtsika,mitady mopera na toerana fanaovana delivrance sao mba misy afaka manoro!misaotra mialoha

zoabaviko zay nifosa an'azy zahay mivady fa lasa tany aminy ndray no saika nalefako tany @ vadikosms:" ny an'i Ramolotra ngaha tsy izay mety aminy ihany"surnom an'ilay zoabavy ilay hoe ramolotra, romotra be ramolotra le!!!!

Nanofy aho hoe nanenjika ondry dia izay ondry tsara tarehy rehetra nalaiko avokoa, avy eo nony farany dia izaho indray no nenjehin'ireo ondry. Gaga aho nony nifoha satria izay aho vao nanofy ondry sahala amin'izanyMety misy afaka manazava ve ato amin'ny groupe?Mba mangataka izay mahay azfadyMisaotra tompoko

- za t@ mbola kely mihevitra fa ny avion dia mankany an-danitra- ny an'ny zokinay indray lazainy fa marary kibo A/tra rehefa mikotroka ny andro- ny ankizy sasany indray mihevitra fa mipipy na mitomany A/tra rehefa avy ny orana.

1 - voalavo2 - kadradraka3 - moka4 - trambo5 - katsatsaka6 - lalitrany ahy ilay 1

Manao ahoana o ! hevitry ny hazomanga. raha mahita olona mitahiry hazomanga, dia inona no antony raha fantatrareo ? inona zany no inoany ary inona no fadiny. Hanaovana fikarohana taranja interculturalité

Le t@ mbola kely d tapitra ohanina daholo ity rht rht ity, mifika tahona katsaka, voa-paiso iny mbola vakiana @ vato de ohanina le ao anatiny nefa mangidy be tsy laitra, de le bozaka kely eny @ tanimboly misy le fakany otran'ny coco de lerana aby, ny tôrtô ataonay mahamay mihitsy. Mlay ny fahazazana.

Pages