Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

aleo mba asiana fanalanazy kely e -Iza ny anaranla?.Lebory-Ary ny anaran'i dadanla?.Lemenabory-Ary ny anaran'i mamanla?.Rafotsybory-Ary aiza lisany nu mipetraka?.Any Analabory-Ary inona ny laoka tena tinla?.Voanjo bory-Ary mba inona io anaty kilaotin'la io.KANETYY!!!

Manahôn ny namana rehetra,Iza no efa nihinana, dia mba tantarao ny tsiron'izany VOTRISY izany (comment : ko-mé-nt...)

Ny zavatra tena tsy reveko amin'ny asanay saofera taxi zao de le ela mitondra client mpisipa ireny de misakoroka b ao afara ao izy roa nefa ela etsy tsy concentre @ lalana ale intsony fa any foana ny maso. ny sasany anie tena misy mahavita mifangarona ao miiitsy e.Ary ny anareo???????

1-za rehefa miditra bus ka tady ho be be no ndray miditra dia milahatra @ faha 3 za (zany hoe misy maromaro ao aorinako) dia manenjika mipetraka eo @ place faha2 avy any aoriana tsy maka sisiny @ fitaratra, ary dia mangina tsara miandry angatahan frais vao manome. Fa tena tsisy mangataka foana @zay situation zay.2-tratran'ny entana ratsy rehefa mividy legume, misy fainga tŕnana manome ratsy hanao ery le mpivarotra.

ZAVATRA naha wain anareo :ny ahy lay mandray tanana de lay olona tsy mijery akory de wain be enaomanao bisou fiarabana de ny azy 2 ny anao 3 lolmisy maloto ny oronao de tsis sahy mteny ny olona de reef itanao ilay izy vao mamisavisa oe iza avy ary no naita an iny zavatra misolitika be iny lol

Mety daholo ze tianao fa tadidio fa tokatrano miorina ambony soloky avo lenta no atsanganao.

Sao dia mba misy mahalala hoe inona no mety mahatonga sy hialana amin'ity tranganjavatra iray ity. Tao anatin'ny 4 volana dia 4 koa zay ny fianakaviana maty. Ilay iray vao maty amdroany mihitsy ka misalasala ny fianakaviana hoe mbola tokony ho sokafana indray ve ilay fasana sa aona?Sao dia misy afaka manoro hevitra fa tena mampalahelo ny manjo ny fianakavianay amin izao.

inona ny zavatra mahamenatra nefa inianao natao teo imasom-bahaoaka?...ho avy...

Inona no hevitra nampitaotra anareo tamin'ny taloha! Ohatra: raha vao manatelina vonina voamadilo dia maniry any ilay izy d mivoaka amin'ny orona ny raviny....Alefao ary hihomehezana e

Integer nec dictum leo. Cras sit amet arcu felis. Nunc velit mi, ullamcorper eu consectetur ac, rutrum nec sapien. Fusce vitae vehicula quam, venenatis pulvinar ex. Mauris feugiat erat nec metus molestie, nec faucibus massa bibendum. Praesent justo elit, iaculis et purus et, laoreet auctor ex.

Pages