Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Miarahaba antsikaEfa nisy tamtsika ve efa nanantona an'mme Noellah ao 67Ha na voyante hafa ka nahazo vokatsoa? Ra mety d aoka izay efa nande tany iany no hizara ny expérience ny eto. misaotra

rehefa mandeha bus eny @ by pass ,dia misy arret manaraka ireto:akondrovoasaryambodivoaraamoronakona

Eto indray ary ny zavatra rehetra remarquable be fa vehivavy izay no nanao azy-milaza reraka sy mararirary andoha foana alohan'ny hatory==> vehivavy indray zay!-Misy feon-kiraro mipoapoaka any @ couloirs any==> vehivavy indray zay!-misy manao demi-tour mandroso mihemotra bdb ka miteraka embouteillage ==> vehivavy indray zay!-....

Misy vazivazy ratsy indray ataon-dry zalahy tomponandraikitra fa TSY hisy intsony hono ny DELESTAGE, d hoy izaho hoe "resaka efa nandeha foana izany e! raha disque efa goaka".WAIT and SEE!!!!!!!!!!!!!!!

Tamin izay tany antsirabeNahita sipakely manja bePiako maso izy dia nihomehDia nitomany nanarak ahyDia vidianako chocolatDia noetiko tany antranonayFaly ery dadanayNoetiko tany andakoziaNanaovako lasary vaotabiaNoetiko tany an gabonéTany izahay nanao be

Ianareo ve tia mampitovy amin'ny olona akaiky anareo,na akanjo io na zavatra hafa? Ary ahoana kosa indray raha olona tsy tianareo no manao zavatra mitovy amin'ny anareo? Za sy ny sipako izao rehefa mampiaraka matetika dia manao akanjo assorti foana. Ny tena nahasorena ana indray dia manana robe bleu fleuri kely zay za dia nisy sipa nalŕza ratsy tarehy kely izay tao ampenaranay nanao otran'ilay izy koa dia nanalan'ny iray kilasy izahay hoe kambana. Tonga dia tsy nanaovako intsony ilay akanjo taorinan'io.Mba tantarao ary hoe ny anareo e!

BBQDFBD

Tsy aiko rh efa teto ity fa arak io dia inon avy ny surnom aton ny olon @ tsik takou sy @ zao dia mety ho fatatra ve ny antonyNy ahy zao oe Foza tamin za class de 6em tany o anydia oe Mimi, fa ny anton alou tsy aiko ehAnareo zao,

Ny mandreraka indraindray dia misy ireo vahiny sasantsasany manambany olo eto aty fantatr'isika ireo hoe iza ...ara iza moa izan raha tsy ireo vahiny lany mofo miseo manao attitude de colon eto.Tsy aiko anareo, fa ny tenako moa dia mihevitra fa taniko eto. Anahy ity nosy ity ary sahiko no miteny fa antsika ity firenena ity...sa ...diso aho ve? et ce meme hoe sahirana isika Malagasy...na ino na ino...antsika Nosy Madagasikara ity e!!

tsy ry ctic tac dou akory fa mba lay mpitaiza olona tsotra reny sao misy mahafantatra?

Pages