Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Salama daholo sady miarahaba tratry ny taona na de somary tara aza.Manasa antsika samy hitantara ny efa niainany tamina resaka mpams...Ny ahy dia fanotaniana no apetrako ho an'izay mahay: Ahoana no fomba atao mba tsy hampivoraka ny loha rehefa mahita mpams, de ahoana ny fomba andresena an'ireny?Ny anay mantsy ny sakanay no tena ampijaliany rehefa mivoaka alina any ivelany any, ka tena mampalahelo ana mihintsy.

arak'ilay sujet dia mba zarao eto ny experience nampihomehy tamin'izany e...

:-(

Ny fiaraha-monina tsy ilaozan'izay misy olona hafa2 sy manao zavatra mampme. ka mba alatsaho eto oe ny aton'ny olona voisin na voisine anareo.Ty ny ana:Misy madame voisine anay zay zany d izy io efa veuve fa manao zavatra tena mampme sy otran'ny tsy mbola fahitan'la zany ny zavatra ataony e.Ohatra: ny azy ny anana na legume dia sasany @ savony zany oe tena hosorana savony miitsy e (tsy aiko alo nareo na manao otrazy fa za mbola sambako nahita olona nanasa legume @ savony zany e.

NY FANANAN-KARENA VE NO MAMPAHIHITRA sa NY FAHIHIRANA NO MAMPANAN-KARENA ?Mba fanontaniana toy ny fanontaniana rehetra ihany!!!!

Resaka fiterahana lé raha : Matetika ny zaza voalohany par accident no nahazoana azy. (Satria moa efa en plein vitesse ilay fiarahana dia tsy voatandrina intsony ny fitondran-tena, ny fotoam-pietsahana, ny daty mahalonaka...) Tonga ary ny tsy maintsy hanambadiana (sinon, mbola nifampitaritarika foana teny.)Tsy midika nefa izany fa tsy misy ny tena vokatry ny fitiavana madio.

Aona ny hevitrareo amin'ny "nofy" MARINA FA REFA MANOFY MARIAGE DIA MANAMBARA FA MISY MATY?

Iza no efa nanonofy nanao RS ankaotrany vadiny?Manambady aho ary efa 12 taona niarahana izahay, saingy tato ho ato aho dia manofy manao rs fona @ olona hafa, 1- nanonofy aho fa nifindra teny akaikin'ny tranon'ny sipako taloha izahay no nipetraka ary dia tafahaona t@ io sipako taloha io ary niaraka niafina, nanao RS fona2- nisy namako mpiara mianatra tamiko zay efa ela be, fa mba notsiriritiko izy io t@ zany saingy tsy tafaraka taminy mihitsy moa za, kanjo t@ nofy no nahitako azy ndray ary dia niaraka niafina sy nanao RS izahay

Naka bus 126 teo @ 67ha eo am poste za, andeha hody eny Amboditsiry. Somary efa feno lay bus, fa mbola nisytoerana sisiny ihany, de nipetraka teo akaikin'ilay bandy 1 izay. Mbola jeune lery, tokony 25ans eo.Nandeha lay bus de nitaky frais lay receveur. Ilay bandy teo anilako tsy nandoha frais sady tsy notakian'ilay receveur de nohveriko efa nanome izy.Nanomboka somary nisy fofona maimbo, oahatry ny fako famndo ireny, de avieo ohatry nivadika ho fofona moly. NBy fiara mande, de mijanona isaky ny arret.

...dororo

Pages