Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

hozaraina mba hahamailo ny olona sao tratra oatra ahy koa dia mila mailo iany.

fb

salama daholo tompoko,isaky ny mba manokatra fb dia sary mariage,olona avy nanao mariage,mankaleo beeeeeeeeee,lolmba sary hafa ndray alefa fa sshhhh

Efa tato ihany inty sujet inty fa nisy namafa.Atomboko ary:Tonga tao an-trano za avy niasa d nanontany anŕ ilay olona teo an-tokontaninay hoe "tonga ve ndry?" d novaliako hoe "a a a, mbola tsy tonga za" tonga d tezitra be lay olona (efa hita zao fa efa io tonga io koa mbola hanontaniana ihany hahaha).Azoko tsara hoe mety mampatezitra lay valinteny fa mba mananihany koa e :tape:tape

Bjr, tsy aiko rh efa nis tato ity lohahevitra ity fa mba liana fontsina izaho,Mba tantarao oe izay efa nanao SN, dia rh mbol asian an ireny ve amizao fotoan dia mbol mety,rh ny fahallako dia oe tsy afak manohy fianaran eny @ ambaratonga ambon rh tsy mahavita SN, marina ve ?

je suis une,anisan'ny escort girl aho!

Marina ve fa oe refa mangididy ny felan tanana dia ahazo vola?

Inona no dessin animé nanamarika anao tamin'ny fahazazana! ary mbola tianao hatramin'izao!

Tatarao hoe ny blague tena napme anao indrindra. Zarazarao e!

tatarao ny zavatra nampe indrindra nadritra ny bizutage natrehinao! na ianao no tratra na olona ihany koa!

bio

Salama,Ireto misy teny tsy nampoizina hiaraka ny permis sy ny bio, carte grise sy bio passeport sy bio sns lol

Pages