Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[.] - miarahaba dool tompoko

za mba saika anontany ze mahalala,
manana anarana lava be, de nef ts tiana hisy hoasorina fa atambatabatra fotsiny mba hanamora ny fampiasana azy refa mikarakara taratasy,

mety afaka ny hovana ve?iza no antonina, de aona ny tokony atao rehetra, efa nisy anao an'zany ve?SAROTRA be ve,andoavambola?sns ze mety tataraina moba an'zany

[aldien] - Salamana daholo isika rehatra,

Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa izy ity ary mety hahagaga ny sasany mihitsy aza. Momban'ny dadabeko izy ity ary momba koa ny fomba fanaony rehefa indraindray sosotra izy.

Ny ahy ny tena ankafiziko dia:- Antonella Roccuzzo vadin'i Lionel Messi- Mariah Carey- Ombretta Piccioli (actrice t@ roman photo lancio t@ taona 80-90)

Mino za fa tsy maintsy misy zany, mpiaramiasa mahaorena ny toetrany na ny ataony. Mety ho toetrany mihitsy ilay izy, mety hoe vokatry ny asa dé lasa misy toetra mahakamo. Mitantarŕ hoe zay manan-kambara?ny ahy :

Miarahaba Tompoko,Afaka mba samy miteny ny lohateny iray (tantaara mitohy na indray miseho) nandeha tamin'ny RNM taloha ve?Moi : Tsy hanambady an'ny Katavy aho (Tantara mitohy)

MOA VE FANTATRAO FA........- ny olona mpanankarena matetika dia kahihitra velona loza an-tany?- tohizo ary e!!!!

Izahay efa natao fampilazŕna t@ radio hoe zaza 4 very. Nandeha bisikleta nankany antsirabe zahay. Tsy misy olona fantatray akory tany fa de lasa zao. Niala Tanŕ t@ 11h00 teo ngambany fa de voky voankazo sns teny an-dalana. Tsy nahalala noana zany fa mihinana foana. 3 andro vao tafody fa kapoka zao nahazo anay zao kle. Tany @ taona 80 tany mihitsy.

Ohatry ny tsy haiko mihitsy hoy aho ilay mimokomoko miasa , na miresaka na tsiky 1 kely aza fa jereko ny manodidina ahy toa manovoka miondrika sy miketrona daholo; Dia rehefa mba manontany azy ianao , dia ampiakariny ny voamasony , na ampidininy ny solomasony dia eo ianao , 5 mn izy vao mamaly anao . Ny ahy anefa sady mihaino mozika @ écouteur no miasa . Malahelo ilay mpiara-miasa amiko taloha izay aho fa izany an : ny asa vita , ny fihomehezana manaraka fotsiny rehefa misy zavatra tokony ihomehezana , maivana ny loha rehefa mivoaka ao .

mba lazao eto ireo pseudo mapme edangytsymatyBlansnezz . . .

Ny ahy manokana dia maro dia maro fa izay tadidiko eto am-panoratana eto aloha no resahiko.-Teny @ biraom-panjakana iray ao Anosy ao, rehefa nikarakara taratasy ny tena dia nisy nandray an-tanana sy am-pifaliana, nieritreritra kely ihany hoe sao dia mety hisy takalony ilay service, fa dia vita soamantsara ilay taratasy tsy nisy takalony na dia Ariary aza.

Pages