Vous êtes ici

PMU

[KIKI] - Ndao rangah tsika ze mba manao anity Lalao iray ity mba hifanatsafa kely eto isan'andro an
mba samy manome ny pronostic eritreretiny isaanandro
Cours androany 13/03/2021 zao nena:
01-06-10-2-12-4-8

[ma ] - Mila araha maso akaiky itony salle de jeux itony ary tsy tokony atao akaiky fianarana loatra izy ireny fa lasa mi influencé ny ankizy ingitrika sy tsy hianatra , ny RAD tompon'andraikitra voalohany amin'ny tsy fianaran'ny zanany fa anjaran'ny sekoly koa manabe azy ireo
Ahoana ny hevitrao ?

[tif ] - Maro ireo ankizy no miandry fatratra ireo fanomezana ho azony amin’io andro io. Maro karazany ary azo hisafidianana tsara ny kilalaon’ny zaza kanefa misy kosa ireo tsy tsara omena azy matetika loatra. Santionany amin’izany ireto.

Ny « nounours » na « peluches »

Maro ny ankizy no tia milalao “nounours” sy “peluches”. Tsy dia tena azo atao matetika anefa ny fanomezana azy ireny noho izy mora hipetrahan’ny vovoka ka mety hankarary, indrindra ho an’ireo zaza misy « asthme » sy « eczéma ». Raha manana anefa ianao ao an-trano dia aza adinoina mihitsy ny manasa azy matetika.

[tif ] - 6tron , 6vil ; 6terne
à vous en commentaire

Salama daholo !

Efa iaraha-mahalala amin'izao fa efa misy ny equipe miketrika fanamboarana ireny Jeux Vidéo irenaeto Madagasikara , ny tena tsara anefa dia ny ahatafiditra ny jeux vidéo vitatsika ao anaty rank mondiale . Raha miteny Tomb Raider zao tsika dia tonga dia betsaka ny mahafantatra izany manerantany. Efa misy ihany koa ny Société niforona mikirakira izany eto amitsika fa vitsy loatra izy ireny, miteraka tsy fahampina fifaninanana izany, ( manque de concurrence) nefa ny esprit de rivalité na fifaninanana no fomba aingana indrindra maha tsara ny qualité ny produit eto amitsika .

[sam] - Ajoutez un mot positif qui commence par la première lettre de votre prénom
Je commence
Sam : Succès

Iza amin ireto no hainao sy tadidinao?
1. Raha misy manome zava-tsoa anao...
2. Hitsikitsika eny ambony taribia
3. Dia nandeha hono dia nandeha...
4. Dododo, iza izao,..
5. Tamin izay mbola nianatra tany @EPP
6. Azafady tompoko o! Tsongoy ny sofiko o!...
7. ...

Salama e
sao dia misy mivarotra na mahita mpivarotra console de jeux POLISTATIONE (mbola vaovao) le misy discete reny dia otrinona
misaotra

[li] - Inona no mba kilalao fanaonareo taminareo kely ?
nena zao saribakoly , dinety ; tantara, tsobato ,

[ma ] - anisan'ny jeux en ligne malaza indrindra ity jeu ity ,
milalao azy ve ianao ? jeu de guerre izy io fa stratégie sy technique b no tena miasa, afak milalao irery sy miaraka amin'olona 4
Manandrama raha mbola tsy nilalao ! mitovitovy @ fortnite sy call of duty ihany

Pages