Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Carlos] - Liana be am resaka fanodinana vidéo ny tenako, ary mikasa hanokatra studio mihitsy! Ny olana amiko anefa dia tsy mahay na ny kely aza aho momba ny technique sy ny matériel apiasaina am resaka audio visuel ! koa mba mangataka torohevitra amin'izay sekoly mampianatra izany

Mitady boky bd vazaha na gasy ho vidiana

Olona avy any Ambatolampy n'Antsirabe ny ahy no tiako mba hitondra an'ity Firenenako kanto ity, satria nahoana hoy ianao?, izy ireo mahay mitady vola anatiny, donc tsy maintsy mandroso sy maha-velona ny tenany amin'izay ireo sahirana sy manao sakafo tapa-kibo yeah