Vous êtes ici

[Cathia] - Inona indray zao ny fitafy iverina lamaody amin'ity taona vaovao ity re e? samia isika maneho ny azy e

[bref] - Bjr daholo,

Saika hanontany azafady raha misy mahalala ahoana ny fanalana an'ilay masque de grossesse mainty be eo amin'ny helika sy amin'ny tenda?

merci bcp

Salut les filles, je recherche des idées cadeaux pour finir l'année en beauté! auriez vous des idées sur les tendances du moment? citez-m'en quelques uns s'il vous plaît!!! merci d'avance les filles

Ny appareil steampod ve mitovy ihany ilay pour cheveux fins at pour cheveux repaid fa ilay creme de lissage fotsiny no mahasamihafa azy sa tena samihafa mihitsy nyappareil fotsiny raha ampiasaina pour cheveux fins . Dis hafa mihitsy ny ampiasaina pour cheveux epais?

bonjouraiza mety ahitana an io azfd,cora tsis maybelline tsisyde mety otrinona azfdmisaotra

Miarahaba daholo, izaho mba te hividy entana avy amin'ireny zone franche eto amintsika ireny (en gros). Sao mba misy mahafantatra hoe ahoana no tokony atao ary aiza no misy an'ireo mivarotra mivantana fa tsy mandalo mpanera ? Misaotra mialoha, mirary soa

SALAMA DAHOLOMISY EFA NAMPIASA PRODUIT ATAO AM TAREHY YVES ROCHE VE ATO,mba zarao experience azafady.merci

miarahaba antsika rehetra,mety efa maro no mahita ireny dokambarotra mandeha am tv canal sat am D8 vao maraina sns reny.Produit manena vatana mampahia ...genre ka ny mba angatahiko raha misy efa nampiasa SOMATOLINE COSMETIC le creme amincissante sy ilay bande gainage atao am kibo reetra iny ka manatsemboka be (mainty dia vert somary fluo iny).mandaitra ve (zay efa nampiasa elaela moa zany)

mba mangataka témoignage izay efa nanao lissage,volo tsotra (cheveux normaux) ,tena malama be tokoa ve tsy mila plaquage tsy mila manao brushing fa tonga dia mitsotra be fona juste mibango dia mety.taiza ilay salon azfd de otrin teomerci

Bjr daholo o!nareo v efa nisy nanao anle maquillage permanent reto?ilay atao volomaso tsy miala intsony?ao amle oe serenity beauté ohatrany manao fa misy mafantatra ve oe ohatrinona manao anle izy?misaotra mialoha daholo ee

Pages