Vous êtes ici

Miarahaba antsika rehetra,Arak'io sujet io dia mba mangataka aminareo za mba toroy hevitra fa mba te ho chic et tendance ny paozy entina miasa. Ohatran'ny mahatsapa zany za oe tsy mba mitovy amin'ny vehivavy ato am-pesana, ny tena nefa mba manana poste ambony ihany.marihiko fa quarantaine aho. Misaotra mialoha ho an ireo zay hamaly

Bonjour daholo,Sao misy liana maquillage de luxe : vernis ŕ ongles, ombres ŕ paupičre : DIOR, LANCOME, Serge Lutensombres ŕ paupičres CHANELgloss rose glitter DIORproduits garantis authentiquesvernis : 180 000 fmgombres ŕ paupičres 4 ou 5 couleurs 370 000 fmgAfaka mampitaha any @ Féline alohan'ny hividiananaMiady varotra kely raha maka betsakaEntana tonga Madagascar début février. Afaka mandefa saryMisaotra

aiza no misy mivarotra huile fenugrec na poudre zfdy?

- Misotro rano matimaty nasiana gingembre mixé sy jus de citron vao mifoha - Mandeha tongotra 20 mn isa-maraina- Tontolo andro : ankoatra ny rano tsotra (genre eau-vive na rano efa nampangotrahana de misotro thé vert (infusion TAF ka 2 na 3 is

Miarahaba,Ma saika hangataka torohevitra zareo a!inona ry zareo ny fikafika mba apitsotra be sy ampangirana ary apateza ilay volo rehefa tsorina @ fer? rehefa za irery no misintona azy @ fer mantsy dia vetivety dia mibotsina sady maina.Inona ny produit ampiasainareo dia inona reto ny marque ana fer tsara mety @ volo tena matevina be sady maina nefa mba mora? Misaotra

Salama ô!Inona kay ny produits manal tâche ry zareo fa avy nanao allergie b za d ny tŕnako sy ny tongotro lasa misy tâche @le otrorina fôna le izy @le mangididy..

bjr aiza re no misy cours d'esthetique spécial samedi an!!! ipac tsy misy andavanadro nefa tsara ao

bjr daolo mba te hanontany re misy anle stylo correcteur cerne ireny,mety otrin eo ny vidiny azfd?ny hitako am grande surface maromaro manko le anti cerne iany fa ilay stylo somary jaune iny no mahaliana ahymerci

Salama daholoEfa somary zokizokiny ihany ny tenakao fa zao vao mba tapa-kevitra hikarakara tarehy sy bikamisy fanontaniana kely mba apetrako aminareo ireto, misaotra mialoha @famaliana azy ireo:1:aiza no misy mivarotra rouge ŕ lčvre mate tsara sy azo antoka(tsy atahorana @ fahasalamana), tena ngezab mantsy ny molotro ka io no hitako oe mety aminy2: aiza no misy eye liner tsy mifotetaka b 3: ahoana ny fomba hanalana ny volo maso ra tena tombante b ny paupičre

bjrfanotaniana adala LOLboribory endrika aho,ary tsy tiko be fa misy takolakatiko mba ihena mahiahia kokoa somary mandavaka kely reny izy io,miena koa ve ny takolaka rehfa mia mahia nytena (oe manao regime amincissante)sao mba misy astuce mampihena takolaka emisaotra

Pages