Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Kofy] - Miarahaba, sao lba lisy afaka manoro ahy ianareo, azafady, hoe aiza no fametrahana demande de divorce?

[Kofy] - Miarahaba ô, hono hoa azafady, aiza no mandeha raha hametraka demande de divorce. Misaotra mialoha izay mamaly.

Miarahaba Tompoko,

Ilay manoratra dia lehilahy. Heritaona latsaka amin'izao ny nivadinay mivady ary vao 1mois zao ny zanakay.

Nanambady izao nefa 3 volana taty aorina dia efa tsy nanjary ilay izy ka samy naka ny lalanay izay dia nametraka divorce za fa nosotomiko satria natsapa tena izao hoe tsy rariny raha hoe bevoka izy no avelako. olona niarany loza piarakodia izao sady manana areti po. nosokafana in ndroa ny loako.ady lava sy gidradragidra no apitondrany ahy ka tsy miara mipetraka tsony izay satria tsy zakako mety hafaty ahy ilay izy, mba mangataka fanapiana amin ilay requete hoe ina no atao motif divorce

[Pisokely] - Inona kay no tokony hatao rah mbola tsy vita ara-dalàna ny divorce ahafahana miaraka amin'olonkafa, zany oe mbola tsy mivoaka ny didy, misaotra ny mpamaly

[vonarak] - Miarahaba o, vehivavy 51 taona no manoratra, 60 taona ny vadiko, 24 sy 21 taonz ny zanako mianada. Efa t@ 2012 aho no naita porofo fa hay mbol misy fifzndraisana @ sipany talo ny vadiko. Nalamina teny ny resaka. Fa nandritra 2019 iny, very ny phoneko de miandrana ny ambadiko za ref misy besoin "azoko indramina ve phonenao" de omeny, fa isaky ny mandray an'le phone, de compte n'le vevavy fona no misokatrz ao @ messenger, in-4 za no tratra fa nangina fona am'ze fanazavan omeny.

[miora] - salut daholo. za reto tena leo be an'ilay lehilahy tena ts mandray responsabilite ny a. miady rery za am zavatra rehetra .. tena leo tanteraka za ka ts haiko tsony hoe inona tokony ataoko......izy rehefa tennina dia lazaina miakatra foana

[mba hanontany] - Miarahaba antsika forumistes , sao mba efa nisy nanao divorce tany an-dafy amintsika eto , mpivady samy gasy mipetraka any izahay (vazaha taratasy) ka hanao divorce ,efa afa-nenina fa tsy ho tafara-dalana intsony , Ny fanaovana azy any tsy misy olana fa ny mba fanontaniana apetrako eto ,dia marina ve fa ny any amin ndry zareo vazaha ihany no voafafa ny soratra fa raha tonga eto Mcar izahay dia mbola mpivady ara-dalàna sy mbola samy voageja ny lalàna amin'ny maha mpivady ? raha "eny" ny valiny ,inoa no toKony ho atao rehefa samy tonga eto ? Misaotra sahady ho an'ireo hamaly.

[veuve] - miarahaba tompoko, saika hanotany za , vao maty vao hainga i ramose, izaho no vady voalohany officiel fa nananjanaka tamin olon kafa fa tsy vady ara dalana. zahay anef dia tsy nifampiteraka . marihako fa niara niary izahay ary samy tanampolo izahay no niditra tao anaty tokatrano , ny olako de zao ny fanana rehetra dia misoratra amin'ilay vadiko avokoa koa amin zao dia mitaky ny fanana i dadany hono ireo zananany ... izaho tsy nanda ny zoan izy ireo saingy niarahanay niary ny fanananay mivady ataoko angamba fa manana ny zoako ihany koa izaho .

Pages