Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[tsinjokely] - Tsy dia hoe olana be ny ahy fa mba te hizara ny alaheloko fotsiny.
Mianadahy ny zanako (10 ans sy 7 ans). Efa ela izahay no nila.efa ela zahay no nilaozan'i Papa. Vao roa taona ny zaza farany. Nanomboka teo dia niady irery aho tamin’ny fiainana sy famelomana azy ireo : hofantrano, fianarana sakafo sns… Niasa tamina orinasa aho taloha saingy noho ny rthme vokatr’io tranga io dia tsy maintsy niala satria tsisy nikarakara izy dahy. Mbola kely loatra ry zareo tamin’izany ka hoy za hoe : rehefa tsisy Papa ihany aleo i Maman mba ho eo anilan’izy ireo.

[Pisokely] - Iza no manana rainjanaka tsy le vady fa sipa no nahazoana azy, tantarao oe ?

[kathy] - Vehivavy no manoratra, 29taona, manambady ary mbola tsy niteraka satria mbl safidinay mivady mihintsy.
mba saika anotany antsiva vehivavy ato za. marary ve ilay sodomie? tena azahoana fafinaretana ve? inon avy no tokony atao avant an'ilay izy?
tsy zany manko fa lasa otrany mangataka anzan'izany foan ny vadiko tatoato? te hanandrana iany za nefa tsy saha, rehefa makao amin douche za dia manandrana mampiditra tanana ao otrany tsy manainona inay, nefa rehefa aetsiketsikoa tao marary.

[Kanto] - Misy fanontaniana mba manitikitika ahy ireto,ho an ireo mampirafy,afaka mamaly tsy miambahamba eto fa tsisy mifankahita hihihi
Izao ilay cas ko,misy bandy izay manadala ahy dia tady ho roboka aho,j'aime son physique,il est beau sns.... fa ny tiako ho fantatra dia izao:
- rehefa mampirafy moa izany dia tsy maintsy hoe resaka sexe fotsiny izany?

[poussinah4] - Vehivavy za no manoratra, mikasa hanao mariazy amin'ny faramparan'ity taona ity, efa niara nipetraka nandritra ny 1 taona zao zahay mikasa ny hivady zao, , fa ny tiko anontaniana anareo vehivavy efa sendra an'ilay vady miaraka amin'ny mpanampy ao antrano dia ahona ny fomba ni surmonter nareo ny fahafantarana an'izay, za ato mila ho lasa adala, tsy zakan'ny saiko mihitsy ilay izy,lasa ambany be ny moral ko oe za ve zany ratsy noho ilay mpanampy, sa aona loatra, zahay anefa manao rs isan'andro , tsy manda mihitsy aho.

[Razaka] - Salama, lehilahy no manoratra, manambady aho ary taitra ra nahita omaly fa manana phone secret ny vadiko. Ny nahafantarako azy dia ny phone fampiasany simba nefa iz nande niasa dia numero izay tsy fampiasany efa hatry ny ela no voatsindriny niantsoany ahy dia avy eo notapahany. Zan ve aminareo tsy efa fambara loza?

[NANOME.] - Miarahaba daholo o, vehivavy no manoratra. Mifampizara dia mandray torohevitra avy amintsika koa.

Nisy fotoana aho niresaka hoe ny vadiko no mitantam-bola; izaho tsinona hono tsy mahay mitantana, tsy manome vola ahy mihitsy izy, sakafo ao an-trano ihany; soa moa aho fa miasa ihany. Na tsy ampy aza ny karamako dia mionona tanteraka aho ary tsy mangataka satria efa nahazo teny maharray hoe sao dia manantena ny karamako isam-bolana eo foana... izaho akory tsy tirelire, sns; Fantatro izy fa manome vola ny HAVANY ary tsy miteny aho.

[Andy] - Tsy aiko na ato amin'ity rubrique no tokony hanoratra.
Vehivavy no manoratra, manana zanaka 1 vao 6 mbolana. Tsy mbola pivady aradalana zay sy ny dadany ary mety tsy hivady nohony antony maro samihafa. Tsy de any loatra no ilako toro hevitra fa. mikasa anoratra azy amniny ny dadany, dia inona kay no tokony atao ? dia aiza no tokony hantonina ? dia hatramin'ny firy taona no afaka manao an'io reconnaissance io ny dadany ? misaotra ho anizay mamaly

[dji] - kamo manao RS be le vadiko, ts resaka infidelité le iz, ananako , mot d pass @ rehetr, sur ar certaine za fa tsis olona iveliny iz ko mo miasa tena ao antrano, ts lavotr n famille ko , trano doc ts mitonda olona, tsis bonne ko zay, fa de ts lina amin io Rs io iz , 30ans za ar ilain vatanko le iz nef ts afaka forcé, leo mitaraina ko za, possible 3 mois farafakelin 1mois ar 1fois ko, kivy a reto no sady matsiaro ho tsis dikany , za nefa ts hoe rats, ts hoe maloto, maro no mitady , mba mis bika ihany n olona ar mitsiriritra, efa natao n fampiresahona, natao n eveil , natao , voyage n rehe

[Humain] - Faly mitafa daholo e, vehivavy aho no manoratra.
Mizara amintsika. Ahoana no hiainana sy hiezahana hizakana ny trangan-javatra sy zava-misy toy izao ry namako: Raha ny fitaizana sy ny fampianarana fony mbola tsy nanambady dia hoe mifampizara ny zava-drehetra rehefa ao anaty tokantrano ny mpivady; tsy mifanafina (?) ... asa hoe izay tokoa ve fa izay aloha no nampianarina. Toa miova anefa ny rivotra sy ny zava-mitranga. Tsy dia mifampizara zavatra firy izahay.

Pages