Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Na taonana bika aman'endrikana fahaizanana harena?Sinon lasa misy complexes sy jalousie ny lhl ao antokan-trano?

izaho lehilahy efa be ny tantara nandalovana fa dia samihafa foana ny fanaoko @izay miraka amiko vaovao, satria tsy tiako averina na dia neveriko aza sy ninoako fa tena izay nataoko lasa izay no atao hoe fitiavana.Ka mipetraka ny fanontaniako hoe tiako amin'ny ahoana moa ianao izay miaraka amiko @zao farany io, kanefa maro ny zavatra nofohanako tsy naveriko intsony fa ry zareo taloha no nahazo azy, be no hitandritandremako be satria matahotra ny ratram-po hoavy avy @nao indray koa aho, tsy amerina intsony aho.

Dia mahagaga ahy ilay vadiko fa tsy mahay mandainga mihitsy izy rehefa olona hafa fa dia milaza ny tena marina foana na resaka inona na resaka inona kanefa izy amiko mandainga matetika ! efa noteneniko izy tamin'io dia nilaza oe za tsy mahay mandainga zany mitsy kanefa rehefa mandainga amiko izy ka tratrako dia tsy mihaiky mihitsy ! leo be aho ! izaho lehilahy !!

 

7 ans de mariage, mbola tsy nahazo cadeau avy tamin'ny vadiko aho na anniversaire na fęte des mčres. Rehefa tafaresaka izahay mpiaramiasa samy vehivavy dia samy mitantara izay azony daholo ny namako rehetra. Za tsy sahy miteny satria tsy tia mandainga dia mangina sy mangasihasy fotsiny. Za mantsy tsy mbola anahazo cadeaux tamin'ny vadiko izany mihitsy hatrizay nivadianay. Na dia hoe iny 500 Ar hividiananao cadeau zay tinao, tsy misy. Nefa manome cadeau ny reniny izy, presque 500 mille no aterinay any. Samy miasa izahy mivady, ary samy mitantana ny karamany.

Salama, zao ny olako mba ilako toro-hevitra aminareo ato: En concubinage izaho sy ilay renin-janako efa ts de nilamina nandritra ny fotoana elaela ny fiarahana fa hatreto na de nisy aza ny olana ts de goavana angamba fa androany nirava avy niasa aho dia tsy tao intsony izy mianaka tsy nisy fampilazana tamiko ny nitondrany ny zanako 1 an mahery, vitako reconnaissance io zaza io ary tena zanako ka ny fanontaniako de izao manana droit ve Aho hanenjika ny reniny @lalana noho io fihetsiny io satria en tant que tuteur ny tenako manana zo hahalala ny teorana alehan'io zanako io fa ts izy irery manapa

Mba te hafantatra azafdy hoe raha nanangana zaza ve nefa mbola tsy manambady dia misoratra any @ bokim-pianakaviako any aoriana any ve ilay zaza sa ahoana? misaotra e

Ahorian'ny tsy hanapahanao hevitra tsy hanagana dia ratsy izaho tsy manontany eny @ fiadiana, eo Hiosy , tsy eo amin'ny comptoir , tsy misy manoro ireo fa eto satria sao tafavoaka vao tsy manenina . Rehefa manapetraka zaza , dia tsy zanakao iny aloha ary légitime tsy mandova anao, tsy mitovy zo amin'ny zaza tsy ateraka.

SLT daholony zaobaviko zany mbola kely taona nanambady e 17ans teo, dia ny vadiny 20 ans teo tam zany... Teraka roa zareo dia mipetraka am ray amandreniny kala zany...Tsy manana blem aminy manokana za satria cool izy fa ny blem dia ny fitondrany ny tokatranony atramzao... Zazasaina be iza na dia niteraka ary satria tsy mikarakara vady sy zanaka fa ny reniny no mikararaka azy rehetra ao... Ny vadiny lasa nitaraina taty amiko non farany hoe tsy rahrahiny mihintsy ary délaissé! dia mba noteniniko ny mamany dia tsy maka lagy izy mianaka...

Ho anareo lehilahy nanely zanaka ivelan'ny fanambadiana tany anelankelantrano no iantefan'ny fanontaniana, afaka mamaly koa zay mety ho voa na tsia koa aza, Mbola azo itokisana ve ianareo reny na efa nifona tam ilay vady andefimandry aza ? satria mbola fantatra fa mbola mamangy matetika ilay zaza sy ny reniny zay fantantr'ity farany tsara fa efa manambady ?

salama tompokoahoana no mba fandraisanareo sy torohevitrareo fa tsy mety mitaiza ny zanako tam olokafa ny vadikomba mila toro hevitra andreseko lahatra an vadiko (lehila no manoratra)misaotra Tompoko

Pages