Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Vhv manambady (20 ans de mariage), manan-janaka 3 aho.Hoy ny vadiko hoe izy hono Président dia izaho no Premier ministre. Izany hoe izy no milaza izay projet tokony ho atao dia izaho no manao izay hahatanteraka azy (Exécutif).Saingy vizana aho manao organisation, indrindra rehefa domaine tsy dia fantatro.

sao dia mba misy idina ambatondrazaka rariva ŕ partir 18h mba afak mitondra fa tena tokony ande androan tsis taxi brousse tsony nefa mama any atanana miandry hoe mb ho tong am fety :'( , 2 vavy kely zay

mba mila torohevitra avy aminareo vehivavy indrindra nareo efa manambady . lhl za no manoratratam za 25 ans dia nisy sipa 19 ans zay niaraka tamikorehefa niaraka izahay dia mba nanao projet itadiavana vola. izy moa mbola nianatra za kosa efa niasa. ny mamany no nanoro ketrika anay ary izaho kosa nitrosa vola hatao fondsnatomboka aza ny asa , mbola mafy ny ady , tsy hita zay tombony nef tao anatin izay dia nisaraka izahayizaho no nanohy ny asa sy nandoa ny trosan olona rehetr fa izy nanohy nianatra

Miarahaba antsika rehetra ato amin ny forum.Vhv ny tenako, manambady manan janaka.Eo amin ny trentaine eo za zao.Hanontany ny mety mba fijerinareo na hevitrareo aho ho an'izay tojo ity sujet-ko ity.Manana olana, itako hoe farak izay goavana aho amin'izao fotoana, izahay mivady efa ho 20 taona nifaneraserana, 10 taona nivadiana.Miasa ny tenako ary izaho no tena miantoka ny fiainanay ao an trano, ramose kosa tsisy asa raikitra ary ny vola entiny, matetika anetsemanana ny banga fotsiny ihany atreto.

Za tena mba mitsiriritra anareo vhv miasa sady épanouie tsara reo. Nareo manana carričre tsara sady professionnellement accomplie. Asa ngamba lé izy tsy ananako dé mieritreritra ah oe refa épanouie tsara ny vhv @ asany dia manaraka ho azy ny zvt rht na ny resaka tokantrano na ny fitiavana satria any ampésana no andanina ny akabetsahany fotona.

Mba gaga ihany ny tenanay fa maninona aza ireto vehivavy iretoVao lasa ny vadiny dia lasa mitakoritsika sy mitsitokotoko mitantara ny fiainan-tokan-tranony, mifosa havam-bady sy ireo izay mahalikiliky azy.Rehefa omena fahefana ny hoe andeha iasa dia manitsaka ny vadiny no maha-may azy, mampirafy tsy roa aman-tany.Efa voahozona ve?

Misy cousine-ko izay tena mijaly ampanam-badiana be : ary maty darok'ilay vadiny isak'izay mifamaly kely fotsiny , tena tsy azo ifampiresahana ilay lehilahy Marina fa sarotra ny hiditra ny adin'ny mpivady fa hitako hoe efa tena trop lotra ny ataon'ilay lehilahy , mila ho isan-kerinandro dia voavono foana ilay cousine-ko , ny mpiara-monina aminy efa mahafantatra daholo io situation io, ny any ampiasany dia gaga fotsiny am tarehiny mangana be foana.

bloquer le sujet matoky valeur, averiko indray, raha misaraka dia ahoana?

Vahivavy no manoratraMba mangataka torohevitra reto a, na dia mafy aza ny fiainana tao antokatrano dia maniry hanarina izany e.mba omeo torhevitra inona no hanarenana azy, tabataba, ompa, vono, gidragidra, tsy maita resahina, zany no niainana. Ny vady efa manitsakitsaka satria tsy maita fafiny ato hono.Tsy hay na mbol voavonjy ilay tokatrano fa de hatao ze mety fa refa tsy mety dia mijanona amzay, miala nenina e

Bandy no manoratra. Ahoana no anaovana ny vady mbola zaza saina sy tsy matotra no tsy mahalala n'in n'in mintsy momba ny fiainana ? Fa sady be ady loatra no saropiaro loatra ary manao fihetsika mahamenatra imason'olona sy manao zavatra tafahoatra rehefa miady ! Izy amin'io efa be taona !

Pages