Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny forum aho.Ialako tsiny ety ampihandohana fa eto ity resaka ity no nosoratako.Arak'io loha-hevitra io dia velom-panontaniana ihany ny tenako raha nandinika hoe: Nahoana ny fiangonana zokiny no tsy mahatana ny kristianina ao aminy?????

Olana maromaro no mba ilako totohevitra avy aminareo:

Hono oa ianareo lhl v mieritreritra sy mba mitsetra sy malaelo tam vadinareo bevoka ?

Mba saika hanontany: marina ve fa refa misaraka ny mpivady dia zaraina koa ny karaman'ny vehivavy raha zara mira no nifarahana?

Miarahaba antsika rehetra mba antany hevitra nareo mpi-forum izany aho e

Miarahaba antsika rehtra nahazo taona vaovao.Ny tenako dia vao vita soratra 1 volana katroka izao,izany hoe niaraka efa-bolana izahay mivady dia niroso t@ raharaha ka herin'andro nahavitany ny soratra no niarahana nitokatrano izay trano hofaina natao lavitra ny fianankaviana fa kosa manakaiky ny toerampiasanay.tsoriko fa dia ady lava vao tafiditra tao hatr'@ izao,satria betsaka ny zavatra nivoaka tsikelikely hitako tao ka tsy mapifanarka anay.Fa ny tena hilako fanampiana amin'areo dia ity :

ry RAD tia tena : Aza dia ny filŕnareo sy ny fahafinaretan'ny fitaovam-pananahanareo ihany no jerena fa mba jereo ny ho avy, mba mandiniha lavitra. io fiterahana any iveany io, fanaovanaovana sipasipa tsy hay io, vady maro ankoatra ny efa misy ao an-trano, bref, tout ce qui est fijangajangana.....

Lava b ny tantara fa ny amitinako azy dia efa ho 5 mois zay mivady tsy nifanoroka , tsy nifanome teny mamy zany, maao firaisana izahay fa tsy misy bisous sy teny mamy zany f samy manao ze atongavan'ny azy fotsiny avy eo mifanome lamosina, mbola iray trano, iray fandrina, iray viliha , miara-mandeha mivavaka fa za tsy mahatsapa fitiavan intsony f ADIDY sisasatriko iasa foana isan'andro anariko dia f tsy te ieritreritra b za, bevok 7 mois za zao

Malaza ratsy ny vehivavy gasy manambady vazaha avy any dago miondrana any frantsa fa rehefa azony ny carte de sejour 10 ans dia mampiditra divorce

Nosarahan'i vadiko Za fa hanambady SIPA mčre célibataire 23 ans avy any ambatondrazaka izy. Bandy 3 no efa niaraka t@ lay SIPA talohzn'ny vadiko tao ampiasanany satria stagiaire tao lay SIPA. Ny iray efa saika nisaram-panambadiana fa ny vadiko no tratra farany. Izaho dia miasa lavitra an'Antananarivo ka week-end vao mody antrano. Nifanarahanay io. Ny vadiko dia anjely b ao antrano, manome cadeau sy tamby2 lava ary fanina Za. Tampoka teo izy niteny hisaraka. Nilaza ny rehetra fa nanaovan'ilay SIPA fanafody gasy ny vadiko. Betsaka ny nanome conseils hoe mandehana ary...ans.

Pages