Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Miarahaba, vehivavy aho no manoratra! 5 taona nivadiana izahay roa! tato anaty ny 8 mois ramose lasa mody alina foan sady misy fofo-toaka foana vao mody ny trano! dray2 izy mila vaniny avy any @alehany any! mifamaly matetika noho izany izahay fa ts rarahiny mits! efa anontaniko azy oe misy tena ts mahatamana anao mits nga ato an-trano no tara lava foana enao no mody? milaza izy fa tsis fa mb t iaraka @namany hono! nef mila ho isanandro!!! mpiara-miasa @ny no miaraka lava @ny ar ts misy vehivavy aloh miaraka @zareo ra ny fahafantarako azy satri mifanakaiky ny toerana iasanay!

Bonjour,Misy vhvy afaka mijoro vavolombelona ve ato raha ohatra ka misy efa an-taonany maro na vao aingana nanafina t@vadiny fa tsy zanany akory no tezainy ao an-tokatrano fa zanak`izy sy ny olontiany taloha tany @sisiny?Dia misy effet ve sa tsy manova ninina @le vady tsy mahalala nininona?voatahiry ve ny tsiambaratelo ary hatraiza sa ho lazaina ny zaza iany rehf tonga ny foatoanany?Merci

5 taona zay no nivadianay, za manana asa raikitra fa izy lasa miasa tena satria efa ho 3 taona zay izy no nitady asa fa tsy mety tafiditra mitsy, tsy mety @ sainy mitsy lay hoe tsy miasa, moa lay asa-tena ataony tsy mahafa-po azy koa satria ndraindray ihany vao mampidi-bola

loza, rey olona, fa nanao vacances tany Mahajanga zahay dia niditra resto feno coxine ireny !!!- rhf dosedose zah dia tsy haiko fa niera taminy oe ""mba hipeka vetivety iry coxinelle iry "" !!!>> AVERENO OE NY VAVA-TENA aaaaaaaaaaHHHHHHHHHH !!! (hoy rafotsy)PS : tena tsy matiny lolo miintsy hatramzao iny teny tsinahy navoako iny !!!

ampio eh!raha ny ao am fiangonanay dia farakze masina ilay vadiko, mpanao adidy mafatrapo, kanefa vao tsis mahita dia mamolava sad pijangajanga .....raha resak fitoriana teny izany dia toy ireny anjely latsaka an-tany ireny, nefa ny ao an-tranonay afobe! tsy izo ifanrahana sad tsy azo ifampiresahana ary tsy mety manome vola ny vady aman-janany izy f zara rah manome 1/10eme ny depense anayfanahy inona re????? Mba ampio ry zareo inona no ataoko a?

Bonjours daoly,Arak'io sujet io,efa 33eme jours ko zao mbola tsy tonga ny rčgle,natao anefa ny test de grossesse nefa "négative" le izy.Mba mangataka fanazavana ho an'izay mahalala na efa sendra tranga hotr'izao azafady.

Lehilahy manambady sy lazain'ny olona fa manaja vady hono izahoNy mahagaga dia refa misy namana miantso aho ny hariva,izay marihiko fa tsy matetika dia tsy mahazo mivoaka hoy madamo fa efa alina. Sady ampiany fa anisany zavatra tsy tiany indrindra izany.Misy fotona moa mba tena te hiaraka amin'ny akama ka manao di-doha mivoaka fa tena ranomaso tsy ranomaso ary tena bongo maso mandritra ny herinandro.Lay mahita azy mijaly mampalahelo ahy nefa za koa toa mahatsapa oe migadra izany raha tsy afaka mivoaka miaraka amin'ny akama mihintsy

salama daholo,inona no atao raha toa ka miray tsikombakomba amin'ny ratsy ny fianakavian'ny vady, vitan'izy ireo no mandray ho toy ny olona ao an-trano sy mikarakara ny sipan'ny vady,hatramin'ny ray amandreniny kanefa mpivady vita fomba ara-dalana.Voaporofo mihitsy. Ary rehefa anontaniana ry zareo dia milaza fa tsy misy an'izany kanefa ny olona rehetra efa tapitra mahitaHisaraka ve sa ahoana?Marihina fa tsy dia mandeha matetika any amin'ny fianakavin'ilay vady loatra raha tsy tena ilaina.

Salama tompoko miala tsiny ra eto no anaovako ity sujet ty.Ny Olana dia izao izay angatahako sosokevitra aminareo. Niasa tamina Orinasa somary oe ngeza iany za teo aloha ary ni demissiona ny 9 Octobre 2017. nahazo taratasy soamatsara.

Pages