Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

rehefa misy olana dia ny fototry ny olana no jerena dia avy eo tena mitady vahaolana fa tsy hoe mody mitady :ny olana : ny vadinaony vahaolana : izy . tsy misy idiran'ny vavaka , tsy misy idiran ny dokotera , tsy vitan ny pasitera ary tsy vitan'ny mpimasy : aiza ve dia ahitany tsininy daholo izay vahaolana arosonao ???? sa hoe mitady vahaolana nefa tsy vonona ny hiaritra fa mitady ny hotolorampostiny ?ilay lehilahy no mila miala @ toaka dia vita io : ampiasao amin'ny fanasoavana ny tokantranonareo ny vola saika hariana itsaboana azy .

je suis fičre d'avoir un mari vaza qui me respecte, io mot "RESPECT" io tsy mi existe amin'ny lehilahy gasy25% lehilahy gasy mampirafy, sy mamono vady5% lehilahy gasy PD sy Jaombilo45%lehilahy gasy chomeurs sy mahantra20% mpangalatra, mpamono olona, mpikatramo, anatiny ny pasitera maka karaman'ny mpivavaka, le gasy koa dondrona dia manome5% no mba tsara situation, ka aleo ihany vaza fa sady voahaja no mahazo fitiavana no tsy sahirana amambola

Salama daoly;lhl za manoratra;izahay sy vdk taloha efa misy 04 taona izay nisarahanay ary manana zanaka iray(lhl) izahay roa.Rehefa nisaraka izahay dia omeko vola foana reo mianaka isam bolana;ary efa miakatra 07 taona ilay zaza @'izao;ka ahoana procedure ahafahako mangala zanako io;efa nifampiresahako maman fa tsy omeny zaza.Miandry tolo kevitra avy aminareo namana pisera ato

Bonjour daholo,VHV 40 ans no manoratra. Manambady, tsy niteraka mihitsy izahay pdt 18 ans de relation (nanala zaza aho tamlé sipako taloh, fa ny bilan-an'vadiko norm tsara dol). Mbola zandriko ny vadiko, halan'ny havany mihitsy aho noho izany angamba. Nipetraka tamin'ny havana aho taloh d nanana olana, zarako aza nisy ny vadiko dia mba tonga d nampiantrano ahy, d nanaraka ho azy teny ny dingana rehetra

Vhv, manambady, niteraka, miasa ara-dalŕna tsara.Manomboka tsy tia mpanampy intsony vadiko, nefa izahay mivady miasa daholo, ny ankizy mbola kely ary dia mbola tena ilainay ny mpanampy męme na efa lehibe aza.rehefa nanaovako vazy2 anefa izy hoe izaho ijanona tsy hiasa tsony dia itako faly zany izy sady lazainy fa mandany vola (ny fikarakarana vatana @ fandehanana miasa).Izaho anefa mpiasa Birao, manana avantage be fa zany hoe kely karama mihoatra aminy.

Inona daholo kay no lalana tokony arahina raha hanangana zaza? Iaho dia lehilahy niteraka zaza lahy efa valo taona, tsy nozanahako izy tamin'ny teraka, ary nisaraka izaho sy ny reniny. Amin'izao fotoana izao anefa dia nilŕza tamiko ny reniny fa tsy vitany itsony hono ilay zaza dia atsangano. Misaotra anareo sahady amin'ny torohevitra.

Nivoaka zahay 3 lahy omaly mba nanala kely. Aty am province io. Ts eo mo lay vadin'ny bandy akama (mbola sipa ko io fa fixe)d naka sipa 2 teny am bord izy. Efa dozdoz daolo d samy nody. Niantso ana lery maraina nilaza fa very ny appareil photo sy ny phone sy vola. nedala renoka ny torimasoAry ny tena nahalatsaka d mbola nikakazany lay sipa teo ambravany sy lay salakany lery no mbola nifirany azy. D gaga oe fa d nanao aona lotraTsy hita zay ho lazaina an'ilay sipa any am ville oe nankaiza le appareil photo lafo vidy refa ho tonga aty izy

Mbola tsara daolo eh!Araka io titre io, taloa ( 5 taona lasa tany) za niaraka t@ bandy ( zava nisy zany fa efa nialako sy tsy niverenako intsony), saingy mbola tsapako foana oe misy tentation ato amiko fa ny saiko no efa mibaiko oe tsy te hiverina amin'izany intsony aho ary te ho afaka amin'izany.

bonjour daolo

inona daholo ny procedure arahina rah itory ny vadiko pour Abandon de foyer?tsy mody hatrany izy manko vao tsy miasa ka zay no itadiavako conseil aminareo mba ho fatany fa voararan'ny lalŕna ny 'abandon de foyer'

Pages