Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

vhv za, ao anatin'ny routine tanteraka ny tokantranoko @zao fotoana izao, lasa tsy tiako ny vadiko, mahasorena ahy daholo izay ataony sy teneniny ary indraindray na ny mijery azy ary dia tsy tiako, in-1 isambolana ihany izahay no misy RS tato ho ato, tsy izy akory no tsy mazoto fa izaho mihintsy no malaina, rehefa te hanao izy dia tsy te hanao aho ary rehefa te hanao za dia izy indray no tsy mazoto, indraindray za rehefa te hanao RS aminy dia manatona sy mikitika azy saingy vao manatona ahy izy dia tonga dia lavin'ny saiko sy ny vatako, efa tena vonona tsara ny vatako indraindray fa vao manato

Dia tena nahavariana ahy hoe avy taiza no nahatonga anŕ nanana an'izany fisainana izany fa dia tereko mihitsy izy hitantara antsipiriany ny fomba nanaovany tamin'ny sipany taloha. Ary rehefa fantatro ilay izy dia excité be aho ary alaiko sary antsaina ilay izy dia manao be zŕ avy eo sady maminavina ilay izy nanao sady ambory be zŕ. Tsy tezitra aminy mihitsy za na hoe mila vaniny aminy avy eo. Ary isaky ny manao za dia maka sary antsaina an'io foana. Lehilahy aho, aza raha zŕ irery no manana an'io toetra io?

Salama daholo tompoko! Vehivavy no manoratra, 20ans , mbola mianatra @ université, 2 taona zay ny fanambadiako, vita vodiondry sy soratra, tsy mbola vita mariage religieux tsy mbola misy zaza! tsy misy fanana iombonana!

Ametrak an'ity sujet ity ato za f aiko f mijery forum matetik ato ilay zaobaviko izay tiko apitana ity hafatra ityniatombohan ny olanay mivady dia ny vadiko nanitsakitsak ahy, ef naitako sucon tendany, message ŕ telephone sy fb tsy lazainko itsony f bdbd.... ary ref maavita izay ataony any izy d mody mamob ref mody @zay tsy afk anotanina f mody toriteny no ataony mafy bisaky ny bevoka aho d lazainy f tsy azy foana ono, nef ref terak d ainy iany oe azy ilay izy!(d mody lazainy f tsy niteny anzan izy) zao za bevok fanitelony, d mbola lazainy f tsy azy ihany,...

Salama daholo an.Misy zavatra mba mahagaga anaka ty ka mba tiko ahazoana valiny ra mety.Fa maninona ny vehivavy manambady refa mahazo asa tsara sy be karama mihoatra noho ny vadiny lasa miova be. toy ny hoe: mampirafy, mila fahalalahana bebe kokoa noho ny talo, mandidy sy mibaiko ny vadiny mintsy ara ndrai2, snsFanamarihana: tsy izaho alo no miaina anzany fa hitako amn bandy akama maro2 d mbo mahalasa saina ihany

azo lazaina iany oe nifakaazo za ny zaoaviko talohanisy fotona niady za sy y vadko, ay izy mits no naporisika ny vadiko tsy hody atrano t@zan, zao vo arako daolo ny fikanzareo, f io anabaviny io mits no nanome loha azy, ary tamzan fotoana izany no NANARARAOTRA B KOA ILAY VADIKO ary nataony fanao izany taty aorinamarihiko etoana anef f bevoka aho tamzan k @zaote anipy teny ainareo zaobavy ireo za, f samy vehivavy isika, ny ahy ho vita ihany f tandremo sao ref tonga eo aminareo izany d tsy o zakanareo f mba samy vehivavy ihany isik

Miarahaba antsika rehetra, vehivavy no manoratraTena kivy tamin'ny nataon'ny vadiko aho, mba naka rivotra izaho sy ny zanako moa izy tsy afaka amin'ny asany, fa tena sahiny no nampiditra vehivavy tao an-trano, ny fandriana tena maha-té handoro satria efa nanaovan'izy sy ilay sipany, tena voazimbazimba ny hasin'ny tokan-tranoko.Kivy tanteraka aho

Misy miseho milay be mits hoa ato @forum ato e!Lazainy fa vehivavy tsy madio daholo hono isika niditra ny tokatrano matoa mitaraina ato @problemes conjugaux ato.Vehivavy tsy virijiny hono ka aiza no tsy hoapijalian'ny vady.Zareo irery ihany hono no sambatra fa ny akoatr'izay mijaly hatrany antapin-doha hatrany ampaladia.Nareo ve misy daccord @izany?Zah aloha tsy daccord e!Ny mahagaga ahy dia maninona no tsy masahy m'poster an'izany sujet izany ato ilay sipa?Kopy ianareo rehefa misy be doika eo mamaly eo fa izy izay!

vao nivady fitiavan b tsis otrizany, 5 taona aty aoriana vao aiko ay ity vadiko ity napirafy ahy tam vadin'olona fona nandritra izay niarahanay sy nivadinay zay, degoutée taterak aho tamin'ireo fihetsik miatsaravelatsihyzao vao manao remis en question, satri tsaroak f vao bevok aho d lazainy f tsy azy fona io, nef kay izy mits no tsy mlam any ambandik@zao koa, d ampediny am fianakaviany izay itany f nifandray tamko aho, satri mataotra izy ny ho tratra d ny azy no ataony tonga alohaLEO B ZA RETO, TENA LEO TATERAKA

Tantarana namana fantatro tsara mahasosotra ahy ny mieritreritra azy. Ilay rangahy fantaro tsara ary fantatro daholo koa ireto vadiny @zao sy ity sipany taloha. Miasa ny vadiny amzao, manana asa tsara ary tena irony vehivavy mendrika manaja tokatrano, tia karakara vatana sady manampahaizana no mikarama tsara fa manana asa tsara.

Pages