Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

ahona le ho antsika samy lehibe (+18ans)

Miarahaba atsika rehetra,aiza reto no tokony haleha raha misy tranga otran'izao,8 taona lasa izay niteraka tsy nanambady aho ka nosoratana tam cousin-ko ilay zanako mba hisy anaran-dray ao anaty copie,taty aoriana anefa nanambady aho ary vonona ny hanoratra an'ilay zaza ilay vadiko sady ilay zaza efa manomboka manontany hoe fa maninona no tsy mitovy am anaran'i papa ny ao anaty copie-ko(marihiko fa tena mifankatia sy mifandray ampo izy mianaka),eo no tiko hakana hevitra hoe aiza no aleha sy ny tokony hatao raha hovonoina ny anaran'ilay cousin-ko ka ovaina ho anaran'ilay vadiko?mety ve izany?mi

Inona no tena antony mampisaraka ankehitriny fa miakatra ny isan' Divorce? izahay zao misarampandriana, ny antony .... vehivavy aho ... manao afera ny vadiko dia very vola foana ... olona manankatao ihany izahay nefa sahirambola @ zao. Izy ndray milaza fa ny firaisana zara raha misy, sady rehefa hisy dia procédure be vao tanteraka ... Zaza 2 nefa ...

Lasa routine be ny anay satria vadiko ratsy vava be,aprčs 15ans de mariage dia latsa sy trerona sisa, raha tsy izany dia manome tsiny foana izy, ohatran'ireny manipulateur ireny ny vadiko satria mahita teny mankarary fo anao nefa tsy hainao hoe ahoana ny hamaliana azyEfa noteneniko izy hoe tsy zakako ny fomba fiteniny ka aleoko mangina, fa tsy miditra ao antsainy ehEfa nazavaiko hoe za tsy zatra vava ratsy satria tsy izany ny fanabeazana nitaizan'ny RAD-nay anay,sans résultat koa, efa mamaly za fa vao mainka romotra izy, tsy mamaly za dia romotra ihany koa izy

Miarahaba antsika rehetra ny tenako.Lehilahy aho, miasa aminy orinasa lehibe iray,tso piaina, mahay miara-miaina aminy client.Ny tena mahagaga ahy dia manonofy zaho imbetsaka oe VOAROAKA aminy asako, dia mitomany mihintsy aminy alina ary hita aminy nofy koa fa tsy nahita asa ntsony aho tao aorianio.ka mb manontany aho ho anizay tratra otrizany aho na zay mahafantatra ny antonizany aho.Misaotra mialoha tompoko ho anizay mamaly.Raisina antanandroa ny torohevitra sy fanapiana avy aminareo

Nena maman'i... dé lé anaran vadiko. Fa lé belle fille an ray (vadiny zokiny) miantso azy neny. Za tsy sahy satri itako am fomba fijeriny oe za tsy dé titiny fa lé belle fille ray no tiny.Bon, ary nenareo, ina ny fiantsoanareo an rafozambavy nareo?

Miarahaba tompoko!

ef ho erintaona iz zay no nahazo asa vaovao dia nanomboka sahirana tamizay fon,tam voalohany izaho ts nanin ihany f amzao kosa ten miasa ny saiko oe fa ahoana ary f ef ho2mois izy no ts mikasika ahy mits(rs),anontaniana d hoe ts misy olana f vozaka sy miasa saina fotsiny ,vehivavy le manoratra dia inona no tokony ataoko anovana izany?misaotra betsaka

bjrlehilahy no manoratra. vao nivady 2 taona mana-janaka 1.izaho irery no niasa taloa nefa ny kramako tna juste oe depense prioritaire fotsiny tsy afaka mividy zvt vaovao, tsy afaka manao tahiry. tsy maintsy niasa mme noho izay antony izay.izao anefa ny olana izy tafiditra niasa za transfere aty am province dia nisara-toerana izahay. izaho lasa miakatra fona isaky n tapa-bolana.

Pages