Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

za manambady dia nanana sipa, naharitra 6ans ilay tantara, dia nisarahako izy satria niteraka, nefa tsy nafeniny tamiko izany ary tsy tezitra taminy za fa nalahelo fotsiny sy nahatsiaro ho frustrée be, tsoriko fa tampoka be no nisarahako taminy, tonga dia tsy namaly message tsotra izao za, tsy niantso intsony, tena ilay hoe du jau lendemain dia noravako ilay fihavananay sy fiarahanay fa nalahelo loatra za rehefa niteraka tamina sipa hafa izy, nefa normal satria zahay tsy mpivady fa mpisipa fa tsy zakako fotsiny ilay izy

Mba mila évitra reto a,za vhv 35 ans miaraka amanol 55,marihiko fa azo lazaina oe manambady io il io satria dia mbola iray trano am vadiny fa efitra mampisaraka, tato aoriana nefa dia fantanilay ramatoa sy ny vadiny ary dia notabtabainy b z,aveo nolazainy tam mamako sy dadako ka vo me gidragidra satria dia contre ana daolo zareo,dia no forcer ny mmako aho hifona taminilay ramatoa,ary nametrahanzareo condition fa tsio mahzo na du miragaba wilaya rangahy gaza.ny planai voloany peu aoana hanadinoko io olo tiako io eo ny eo

Miarahaba antsika rht

Miarahaba anareo! mb mila ny hvtrareo ry namana fa d tena lasa mahasorena ahy ny fihetsiky ny vadiko! 5 taona nivadina izahay fa hatr@zao d tena mbola mihafahafa b loatra @rad-ko le vadiko! ts mba tia mandalo any @rad-ko zany mits izy ra ts eo za na oatr ar oe aka zvtr fotsin az! rf any an-trano izy d tena otran reny vahiny b reny mits e!!! ts miantso ny rad-ko eo dada sy neny fa oe dadan'i.. na maman'i... foan! ny rad-ko nef tena olona tsotra b daol fa tsy aiko mits ze problem-ny!efa mba miezaka ny mifandray @ny ian fa izy ts misokatr mits e! le ko dadanay ny farany!

Miarahaba daholo15 taona nivadiana izahay,03 ny ankizy,leo aho ny farany ka ni-revolte:1-Niaretana ny vono sy ny daroka2-Niaretana ny fampirafesana3-Tsy ampy ny vola homeny isam-bolana ka noho izany tsy maintsy manampy azy ianao miasa koa.Mbola sahy indray izy mametraka hoe adidinao ny tokantrano,hany ka miandry anao tonga avy miAsa ny hariva vao mahandro,mikarakara zaza,miantsena eny ampodiana.4-Niaretana ny hakamoany5-Niaretana ny hambony diso toerana6-Niaretana ny tsy fodiany an-trano noho ny antony maro

[aldien] - Salamana daholo isika rehatra,

Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa izy ity ary mety hahagaga ny sasany mihitsy aza. Momban'ny dadabeko izy ity ary momba koa ny fomba fanaony rehefa indraindray sosotra izy.

Mba ahoana r'ireto fa ny vadiko mihaino radio ara-pilazantsara @ atoandro, dia be môral be resaka fivavahanaNefa rehefa hariva izy miditra bar foana, dia masiaka be mila vaniny sy mila ady ndrayTsy azoko mitsy!??

Bonjour, je ne poste pas un msg pour vous embęter, mais pour vous exhorter.

Vehivavy no manoratraTsy afaka angalako hevitra @ réseau sociaux izy ity fa tiako ho anonyme dia eto @ forum no resahako

efa ny lahy no lohan ny vavy ankehitriny, hita n aiza n aiza io, ny any ambany vohitra any sisa no misy an izany vehivavy miera amin ny vadiny izany aloha vao manapaka hevitra iraymifanohitra tanteraka ny torolalŕna voalaza ao amin ny tenin Andriamanitra ny zavatra rehetra iainantsika rehetra

Pages