Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Slt!efa ela nisotrona toka;ankehitriny dia mitady vaholana ialana @ zany.Mba zarazarao sao d misy mahita sosokevitra .Misaotra d mialoha

Raha tiana hono ny vady, ny rafozana no tsinjovi-mandeha.

Miarahaba anareo,vehivavy no manoratra.Manambady sy efa niteraka.Ny vadiko dia manana sipa ary efa ho 3 taona zareo zao miaraka miafina, efa fatatro ny fisian'io tantara io ary noteneniko ny vadiko, lazainy efa nisaraka zareo nefa mbol hitako mifampiantso iany. Leo aho dia tsy norarahiko tsony ze ataony fa ny zaza sy ny asako no nokarakaraiko. Hafa anefa ny fandraisany izany; lazainy izaho ndray no manana lehilahy ka tsy miraharaha na hody izy na tsia na manao zahay na tsia, efa voky lehilahy hono e.

Miarahaba antsika reetra!Mba mila ny hevitrareo fa sahirantsaina.Toy zao ny tantarako, vehivahy no manoratra.

Ry rahalahy sy ranabavy -+- , ry anaka isany -+-Raha tianao ho avelan'Andriamanitra ny helokao rehetra dia mamela ny heloky ny rahalahinao aloha, mandraisa tanana azy na mafy sy ratsy aza ny vitany taminao.Ho lasa solutions conjugaux amin'izay ity rubriques problčmes conjugaux ityAmen!

Miarahaba.....Rehefa inona kay no mahazo garde ny Ray raha ohatra zaza 2 taona latsaka?Misaotra mialoha izay mamaly.

Miarahaba antsika rehetra

ono woa ry reto, marina ve oe raha mitondra vilia sy sotro sy fourchette miaraka enao, na koa hoe eo ambony latabatra, ka latsaka ny fourchette de lasan'olona hono izay na hoe manao sipa ny vady!tsy oe minomino fona ahatany fa otrany miverina matetika ilay izy de resahinay ato ampiasana rehefa misakafo!te - hiverfier za satria otrany niova tokoa i rams efa ho dexu mois teo izay, lasa alinapody, manao fb fona, miresaka phone elabe refa antsoiko!te hamboatra saina za tsy hanana eritreridratsy fa mba manintona ihany ilay fourchette latsaka fona

Salama daholo e.Rehefa mba nandinika aho dia ny isan'ny fototry ny olana eo amin'ny mpifankatia ka lasa mpivady avy eo dia ny fiheveran'ny iray amin'izy roa fa afaka hanova izay toetran 'ilay vadiny izy any aoriana any rehefa tafaraka fa tsy vonona ny hitia azy amin'iny toetrany iny fotsiny amin'izao.Tsy resahako eto ny resaka hafa toy ny tsy fahampiana ara-bola sy ny sisa izay mety hanampy trotraka.Izaho aloha dia tsy resy lahatra fa hoe afaka hanova olona hafa izany ny olona iray e.

Ianareo ve tsy mahita sy mahatsapa fa ny lehilahy @ zao fotoana dia tokony omena formation manokana mihitsy alohany hanambadiany? ndray2 toa tsy fatatrareo lehilahy akory le atao rehefa vita le mariazy!Ny vehivavy mantsy @ mahavehivavy azy toa otrany mandeha automatique ihany ilay hoe miaina ao anaty fanambadiana, miteraka, mikarakara tokantrano, miasa... fa ilay lehilahy asa loatra hoe in ilay eritreretin'izy ireo?Raha vao bevohoka ny vehivavy dia f'angah bevohoka??Raha vao tonga ny zazakely dia f'angah hiaritory??

Pages