Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

bonjour daholo an

FITIAVANA DISO TAFAHOATRA SA TSY FAHATOKISANA SA LOGIQUE IHANY????Iizaho izay manoratra dia lehilahy manana fofombady. Tena tiako izy ary mety izay no antony izao fisarahanay izao. Satria dia nilefitra fôna aho tamin?ny izay nataony rehetra.Somary lavalava ihany ny taratasy fa ialana tsiny.

salama daholo!Tô maro zay no hitako fa betsaka ireo misoratra mihôtra ny in-2 na dia tsy mbola divorcé @ ilay voalohany aza.mifindra faritany hafa fotsiny zareo na commune hafa dia misoratra @ olona hafa indray.Ny antony hono dia ny fahasarotana ny any @ tribunal ka samy manao izay tiny sisa.Ka saika hanontany zŕ wé in kay no mety ho vokatr'izay @ lalŕna malagasy misy eto.mety hitarika @ fanagadrana ve izany sa mety tsy hanan-kery fotsiny le faharoa raha ny filazan'ny sasany.Misaotra mialoha wan'zay mamaly.

Refa ny tsy fifampitokisana no mitoetra de efa ttsy fitiavana intsony

Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny forum aho.Ialako tsiny ety ampihandohana fa eto ity resaka ity no nosoratako.Arak'io loha-hevitra io dia velom-panontaniana ihany ny tenako raha nandinika hoe: Nahoana ny fiangonana zokiny no tsy mahatana ny kristianina ao aminy?????

Olana maromaro no mba ilako totohevitra avy aminareo:

Hono oa ianareo lhl v mieritreritra sy mba mitsetra sy malaelo tam vadinareo bevoka ?

Mba saika hanontany: marina ve fa refa misaraka ny mpivady dia zaraina koa ny karaman'ny vehivavy raha zara mira no nifarahana?

Miarahaba antsika rehetra mba antany hevitra nareo mpi-forum izany aho e

Miarahaba antsika rehtra nahazo taona vaovao.Ny tenako dia vao vita soratra 1 volana katroka izao,izany hoe niaraka efa-bolana izahay mivady dia niroso t@ raharaha ka herin'andro nahavitany ny soratra no niarahana nitokatrano izay trano hofaina natao lavitra ny fianankaviana fa kosa manakaiky ny toerampiasanay.tsoriko fa dia ady lava vao tafiditra tao hatr'@ izao,satria betsaka ny zavatra nivoaka tsikelikely hitako tao ka tsy mapifanarka anay.Fa ny tena hilako fanampiana amin'areo dia ity :

Pages