Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Pourquoi les adolescents semblent se moquer complčtement des rčgles. Le point positif ? Ce n?est pas forcément de la provocation.POURQUOI C?EST COMPLIQUÉ

Salama daholo !Vhv no manoratra ary mba te ahafantatra oe iza no mba efa niaina miaraka @ olona efa nisaraka dia ilay ex-ny mbola mandreraka ihany. Ny tiako tenenina dia tsy resaka fifandraisana tsotra fa mbola miantso foana ohatra na manonntany izay ataon'ilay olona miaraka aminao sns...Dia inona no nataonareo ? Misaotra mialoha

Miarahaba eh,

Lhl manodidina ny 20-30 no miresaka. Tsy mbola mahita izay lalam-piainana fa dia chomeur tsy misy taranja dia manavanana laotra.ny sipa sy bandy sasany efa mipetraka mazava hoe Gestionnaire, Anao dokotera, anao comptable, za ty tsy hita hoe anao inona sady tena faraky izay tsy mahay resaka scientifique (PC, maths sns, karazany le 4 de moyenne tany ampianarana) ka tsy tafa amin'ny fianarana ambony raha tsy hoe langue angah.Tsy mety mahita asa aho ary tsy hitako akory ary hoe inona ny asa na fianarana mety amiko.

Salut dhl, vhv manoratra, za manana fijery hafa mombany fitiavana , samy manana ny avis ny eto am forum d aok gamb tsy ho kiana fa mb hevitra no tadiavko !!! manan vady b za (ataok oe numero 1 io) , ts dia milamina ny entre anay dia nampirafy za , tena tiko io olona io miaraka amiko io (ataoko oe numero 2 io) , tafalatsaka tanteraka aminy za, izy tsy manisy olana mnts oe miarak am n°1 ako za , ect ... 1an zay no niaraka ary tsy mikasa oe hivady akory fa miaraka ftsn ,

Efa mpandeha eto foana ny resaka rafozana sy zaobavy fa mba mila torohevitra aminareo za. Zahay mipetraka alavitra an-dry zareo, fa rehefa sendra mihaona dia fanambaniana sy eso mandreraka fona ny henoko avy aminy. Za maita fa ao koa ny fialonana. Dia mimeme hafa2. Marihiko fa tsy sahy manao ry zareo rehefa eo ny vadiko. Za nefa tsy misy RAD tsony ary ry zareo dia mba te hiaona amn zafikeliny matetika, kanefa rehefa tonga any an-trano manao sans gene be, matetika tsy miarahaba, refa oavy tsy mapilaza fa tonga na am firy na am firy nefa zay mba mila maka aina koa. Leo be iany za amin'izy ireo.

[tsytehierika] - Miarhaba antika,

Araka an'io sujet io de tena leo za.Vady faha2 zah.efa mananjanaka 2 zahay.samy miasa zahay ary samy mitondra ny volany ao antrano saingy ny mampalaelo dia izay kely sahaza iainana no entiny ao antrano fa ny ambiny dia laniny any ivelany.@ sipa,revy,manala azy.

Bonjour,Mety ve ny manorina toka-trano @amin ny vehivavy tsy nahita fianarana,Mety hisy olana ve any aoriana?

Mba misy fanontaniana tiako zaraina aminareo ity : Efa ho roa taona zay no niarahako amin?ny olona izay. Vehivavy aho ary izy efa ela no nanana probleme tokan-trano ka misara-trano fa mbola tsy vita divorce akory zareo. Zaho mba te hanan-janaka aminy satria efa 35 taona, izy koa te hiteraka amiko fa io situation-ny mbola tsy vita divorce io no sakana. Ny olako zany tsy any aminy zareo fa lay hoe raha hiteraka aho, ny resa-bola hananako tsy olana iny, fa ahoana kay no atao refa teraka ny zaza? Tsisy livret moa zany fa ahoana no hanaovana ny copie-ny?Mankasitraka antsika mamaly

Manahoana nareo,Vhv 32 taona aho. Mandalo fotoan-tsarotra ny tokatranoko ankehitriny. 6 Taona nivadiana izahay, mbola tsy niteraka, ary mbola mitsabo tena amizany. Na mody tsy miteny amiko aza ny vadiko dia fantatro fa manomboka mieritreritra lalan-kafa ahazoana taranaka izy. Ny saiko anefa mbola tsy vonona amizany mihintsy, indrindra hoe zana-drafy.Izay rehetra hakako conseil, na havana, na pasitera, ny mpiandry dia io teny ao amin'ny biboly io no azoko.Mba fanotaniako anareo: Ahoana ary hatraiza ny fampiharana sy ihainana izany fitiavana manarona fahotana izany.

Pages