Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Kizitinjitina lava.Mimenomenona foana.Izay ataonao dia hitabatabany foana.Ohatra: miditra ny trnao ianao dia misy faritry ny kiraro ny gorodona dia mivazavaza be hoe izy hono avy nanadio gorodona ... mba misaina hono ..Manamboatra ny crudité entiko miasa za dia mbola tsy vita akory dia mitabataba be hoe ny fakoko hono arivo fa iza hono no andrasany hanary an'io eo .. kanefa za aza mbola eo ampikenokenonana ohatra hafa: ny kiraroko maka sisiny @ trano hono manakorontana trano fa esory teo.

vao mikasa anambady , mba te anotany anareo izay efa manambady, inona ny tena fitatanambolan'ny mpivady mampateza tokatrano ?D INONA NO TENA SITRAPON'ANDRIAMANITRAMarihiko fa samy miasa zay mivady ary atreto aloha dia asehony aho daholo ny karamany retraka alohan'ny idirako anaty fanambadiana dia mila ny hevitrareo ahoTOKANTRANO TEA KRISTIANA NO IRIKO RAHA MBA METY d aleo nNY SITRAPON'ANDRIAMNITRA IHANY NO EZAHINA IFAMPIZARANAMankasitraka tompoko

lhl ao ; ny ahy ny vadiko no namako akaiky indrindra , tsdé tia mivôka ah ra tsy miaraka amny vadiko (mivôka miaraka @namana iany njainjay fa tsy matetika) ; na mirevy ary de nvadiko nmiaraka amiko . tiko le izy sady tiany vadiko !!! nzavatra rehetra de ataonay ŕ 2 foana ; hatreto aloha mafinaritra fa ny atahorako ra 1 jr marary na misy manjoa ny 1 aminay lasa adala angamba le 1 mijanona fefa zatra miaraka fôana

Miarahaba. Vehivavy no manoratra.Efa ho 5 taona izay no tratran'ny vadiko nifanadala t@ lehilahy hafa aho.Gidragidra be tao an-tokantrano t@zany, ary efa saika niafara t@ divorce. Tsy nahavita nisaraka tamiko anefa ny vadiko, ary izaho nahatsapa ny fahadisoako ka dia nifona sy nanaja tokantrano ary niezaka nanarina ny ratsy vita.

bjr daholo.Zahay ry reto b probleme b. Ny asan'ny vadiko zany de mande mission foana ny 80%. Ary efa fatatro izy hoe manao sipa. Taty aorina niantso le sipa hoe b vohoka hono izy. D inona no tokony ataoko (za vadiny ary mananjanka 2 zahay).

Manao ahoana daholo,Vehivavy aho no manoratra. Nahita sujets maromaro aho tato mikasika ny olana ara-bola eo anivon'ny tokantrano (vehivavy manodina ny karaman-dralehilahy, lehilahy tsy manome vola, etc.) ka dia mba te anao partage kely sao mba mety hahasoa ny hafa. Ra mbola tsy nivady izahay 2 dia samy manana ny compte en banquenay avy ivirena ny karama. Rehefa nivady izahay dia samy nitazona an'ireo compte ireo ary nanokatra compte roa: ny iray épargne, ary ny iray compte courant.

[rainibozy] - Salama daolo,

lhlh no manoratra,tsy ataoko lavab fa araka io sujet io dia samy mahita amin"'ny reseaux sociaux isika fa nanana amant Lady diana, hoe rainjanany voalohany!
ny fanotaniako dia izao:
- ho an'ny vehivavy, mapatsiro ny fiainana sy manamafy fanambadiana tokoa ve ny fananana amant ankoatrany vady ao atrano?
- ho an'ny lehilahy, efa nisy fotoana ve tratrany olana hoe tsy mitovy aminao mitsy ilay zaza dia nilaina ady ramatoa vady, na koa hoe nisarahana mihintsy?

Tena raha film ny fiainako efa nitsoka ah! Fa zany oe tena izy d tsy maintsy atrehina mody mitsiky, mody mitraka satri ny ny tokatrano tsy ahaka

satria samy efa manambady ary miara-miasa.Saingy nandritra ny taona maromaro niarahana niasa dia mitombo mitombo ihany ny fitiavana antsokosoko ary efa mibaboka - saingy @ maha-mpiara miasa dia tsy sahy miroso @ adalana.Fantatro fa be dia be ny manao ohatra izao ary misy no manaonao foana manimba fiainana. Misy mahay mijanona @ fotoana tokony anajanonana azy...Ny anareo mba ahoana no niafarany ?

Miarahaba antsika rehetra,

Pages