Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Miarahaba,Vehivavy no manotratra

tratrako ny sms n'ny vadiko tao @ facebook niresaka RS nataon'izy sy ny sipany,tanora mbola mpianatra io vehvavy io,zay aho vo nalala hoe manao sipa any ivelany any izy,ka inona no hataoko?

Vehivavy 30 taona manoratra, marié legitime 30 ans koa ny vadikomanana zanaka 3, 7ans;3ans;14moisNy olako dia izao, efa nifanaraka izahay mivady fa tsy iterak intsony, fa retirena foana ref manao RS, nefa dia tsy hay oe nanin f bevok aho zao, tsy tadidiko na fotoana ovina no napipetrak azy na ovina, fa raha ny tadidiko aloha dia avoakan'ny vadiko foana ny azy ref tonga.....

Salama daholo!araka io sujet io dia zao, fa maninona rehefa mandevina vo mba misy ilay couronne hoe "mandria am-piadanana ry vady malalako" na hoe "ho an'ilay tsy foiko", na hoe "veloma ry tiako" na !nandritra ny taona maro nivadiana nefa dia fanalakiana sy ompa sy teny ratsy sy fandroahana sy teny maharary fona no niainana tao an-tokatrano!fehiny, mila mahay mihatsaram-belatsihy ve rehefa hanambady!diso ve raha mangataka dieny mbola velona hoe aza asiana an'ireny rehefa maty fa fony velona taminy fotoana nisipana ihany ohatra no natsoina hoe malala!

Mba mila toro-hevitra ry namana dia misaotra mialoha.1an zahay nivady. civil fa reporter-na fona mariage any ampiangonana. lahy tokana ny vadiko sady lahy matoa. Miray tanana izahay su rafozana sy zao bavy. samy manana ny tranony fa iray tamboho. ny olako de le vadiko makany am zareo fona. Vo tonga avy miasa izy nefa efa miainga maraina be de tonga de mamantana any amindry zareo de milentika any ela be. ndraindray tsy henoko akory ny fahatongavany fa miantso a de oe efa ela be a no tonga fa mbola aty ambany grrrrrrr

Misy cas toy izao mba ilaiko hevitra avy @ nareo,Vehivavy no manoratra, t@ tsy mbola nivady izahay dia tsy tia ahy ny rafozambaviko ary nanao ny moyen rehetra isarahanay. Tsy nahomby nefa ny tetika ka tonga t@ fanambadiana izahay.Nandeha ny fotoana, nanomboka mba niary kely toy ny mpivady rehetra.Rehefa nahazo fiara izahay, dia teo no nanomboka ny olana t@ rafozan-dahiko.T@ izahay tsy mbola nivady mo dia nitady sakana tsy hiarahanay izy ireo, @ izao izahay mivady dia manakorotana ny tokatranoko indray no ataon?izy ireo .

Miarahaba antsika rehetra eto, lehilahy 37 taona no manoratra ary manambady sy manan-janaka anankiroa.Manana olana ara-tokantrano izahay ankehitriny arany dia tena mahatsapa fa otran'ny tsy aharitra intsony izy ity fa kely sisa dia hipoaka nefa vao herintaona ny nanaovana ny mariazinay.

mahagaga fa misy olona ampina eo @ fiainana , efa anaty lavaka zao izy no navotana , ianao ndray noenjehiny avy eo . tena mampalaelo sady mankarary fo ,indrindray de mampanenina mihitsy ny fanampiana natao azy.

[AONA RE] - RAHA nanambady sipa zandriko ve za di nijaly otran zao. tsy laitra tenenina miihitsy izy......

[lhl_tsotra] - Raha manambady ianareo ka hoy ny vadinareo, za te hanao RS @ry vhv ry, inona no avalinareo????

Pages