Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Very hevitra aho, vehivavy aho ary mananjanaka roa.Miasa amina orinasa iray aho ka nisy fotoana tsy niasako satria tapitra ny fifanarahana arakasa. Teo dia nanapakevitra ny vadiko fa handeha hitady vola any ambanivohitra iz koa moa tsy manana asa raikitra. Rehefa tonga tany iz dia nilaza fa tsy azo antsoina, saika handeha hanaraka azy tany zahay sy ny zanakay roa dia nilaza iz fa tsy afaka ny hiaraka hitsangatsangana aminay, ary misy fotoana dia vonoiny mihitsy ny finday fa hoe reraka iz.

bonsoir,

tsy misy tahaka ny vady ihanyzalah fa ny vady ihany no hikarkara anao raha misy fahavoazanao(marary miditra hopitaly sns...) fa ny tsain kely miala bala daolo reefa misy fahavoazanlŕ fa vola ihany tadiaviny.Fehiny :hajao ry zalah ny vady a, aza ampijaliana fa izy no hiafarana

[vazompitia] - Bjr,

Vehivavy no manoratra. 32 ans amin zao

Tsy mety mipetraka mihintsy ny zaza ao ankibo dia nanatona dokotera dia hoe bota loatra (80kg pour 1.60m) sady misy tension no misy diabete type 2 no mangatsiaka kibo...

Nanaraka traitement dia niena 65Kg (tsy tafa ihany hoy dokotera), tension lasa stable, diabete stable fa minana fanafody mandrapafaty satria sao miverina ny aretina... Dia kivy naheno hoe tsy mbola tafa ianao... KIVY BE FARANY ZE ZOKINY

Efa mivavaka fa toa kivy loatra dia na ny Tompo aza lasa kivy koa angamba...

Tsy mbola very ilay vehivavy. Ie, mampirary ilay vehivavy, ie, marina izany fa afaka miaro tena tsara ilay vehivavy:1) tsy afaka mitory azy ho mampirafy ilay lehilahy satria eo anivon'ny lalŕna olona tsy mbola nampirafy ihany no afaka mitory ny vadiny fa mampirafy. Ilay ramatoa izany manana porofo fa mampirafy ny vadiny, niteraka tany aman-kafa tany. No izany nul et non avenu ny fitorian-dra-lehilahy eo anivon'ny tribonaly raha mikasy ny hitory andravehivavy noho ny adultčre izy.

hay va re ka firesahambetaveta par silaka be fotsiny ty facebook ty, na lahy na vavy

Mba mila fanampiana zareo avehivavy ilay miresakanisy asa tsy maintsy nalehako izay omaly al b za vao tonga tao atrano, rehefa nifoha nipipi za dia hitako ny telephonen'ny vadiko ni charge, d voajeriko, gaga b aho naita ny messsagen'i exny nifanao ftona zareo omaly ary nanao RS, mariako nef f ef av nanao RS koa izahay mvady t@almalaelo b za reto a, tsitako ze atao, io vevav io dia malaza maditra b aty aminay, tsy nisy tsy sipany ny lehilahy retra, ef manambady amanjanaka io vevav io marihiko f marié legitime 3 ans za sy ny vadiko, zaza 2

Miarahaba antsika rehetra, eto @ ty forum ty ngamba sisa no ahitako vahaolana!Vhv manambady manan-janaka, ny olana dia hafa ndrindra raha samy olona izahay ngamba!Izay sakafo aroso ho an'ilay vadiko lazainy fa tsy tiany daholo, tena manomboka leo za na dia efa mitaraina @reo famille-ko aza!

ny mahagaga dia fantatrao ny zavatra ataonao ,ny voan'ody anie tsy mahafantatra ny zavatra ataony e!karazany tsy dia misy mokondoha(mialatsiny raha mavesatra ilay fitenenana)ianaoianao ihany no mahafaka anio ary tsapa fa tsy dia mahatoky tena loatra fa mora mivadikevitra tampoka izany

Salama tompoko,miala tsiny raha somary lavalava ny soratra, misaotra antsika maharitra mamaky. Lehilahy izaho no manoratra.

Pages