Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Tiko ianao ka izarako] - MISY IRAY TIANAO

Misy ny helo ary misy ny lanitra
Jaona 3: 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy tokana,mba tsy ho very (any @ helo/ afo be) izay rehetra mino Azy ,fa hanana fiainana mandrakizay (Paradisa)
Raha nanota Adama sy Eva dia tafasaraka t@ Andriamanitra ny olona vokatry ny fahotana (Genesisy 3:1-24/ Ny nanotan'i Adama sy Eva sy izay nataon'Andriamanitra taminy).
Andriamanitra anefa dia fitiavana na dia teo aza ny tsy fankatoavana nataon'ny olombelona dia namindrafo Izy ka nanomana drafi-pamonjena hamerenena ny o

[Vue de près] - Ahoana no ataonao raha tratranao miaraka amin'olona hafa eo ambony fandrinanao ny vadinao ?

[Asminah] - Aona no atao mba hahatsiarovan'ny lehilahy fa maharary ilay ampirafesina ary mampijaly saina be!? mapirafy otrazy ve ? Ts omena tsony ve ref mitady rs? sa zavatra hafa mihitsy!? mb omeo toro hevitra fa mahatsiravina ny ataonle lehilahy ka

[Mijalynamana] - Salama daholo o, mila torohevitra tompoko: raha fintinina ny tantara dia ilay vadin'ny namako dia mamono azy foana! izany oe rehefa tsy faly any am zay alehany izy na misy tsy nety nataony tany dia afatrany amle namako avokoa ny atezerany amin'ny alalan'ny vono! mangana , tata molotra, sns... f mivilana mihitsy ny oron'ilay namako nanaovany azy! tTena lehilahy tsivanona, Inona kay no atao manoloana ny vady manao tahaka izany ! mba ampio tompoko!

[Oscar] - Mandreraka ana mihitsy ny vadiko, ts mahay afa-tsy ny manohatra ny hevitro izy rehefa misy décision raisina nefa izy ts manan-kevitra akory! tsy azoko mihitsy ny tanjony! tahaka ny oe ze tsy ampivoatra ny farim-piainanay no ataony! mila torohevitra azafady

[kizintinabe] - Ho an'ireo mijaly mafy ao anaty tokatrano na vavy io na lahy firy taona niarahana na nisipa kay nareo vao nivady ? Dia tao anatiny zay nisipana zay ve tsy hita mintsy le toetra ratsiny ?

[felana] - imbetsaka no tratrako mandainga ilay vadiko ary indray mandeha tratrako nampirafy. Nanapakevitra aho ny hoe hamela heloka dia tsy nisaraka izahay. Indrisy anefa fa tsy haiko ny manadino fa ohatran'ny voa ny saiko, vao tara kely izy dia mahimahina aho, vao mivoaka kely dia tsy mahatombina aho sns tsy voatanisa ohatran'ny aretina ilay izy. (ary niteraka aretina ohatran ny lasa manao palpitation aho no niafarany). Ahoana no ialàna amin'io olako io. Mba te ho tranquille ohatran'ny olona normal rehetra fa tsy mety mitsy e. Merci

[par] - Slt, dahol a!Inona daholo ny dossier ilaina????tsy maintsy mis antoka ve???

[Andokely] - F misy eto amitsika v io procédé io tompoko, izany hoe rehefa misaraka dia mifanaraka ny mpisolo vava roa tonta dia manao sonia ny hisaraka ka tsy miakatra fitsarana ny raharaha

[divorce] - Miarahaba antsika,

Ahoana kay ny fomba hikajiana pension alimentaire raha 2 ny zanaka rehefa hisaraka ? Misy formule ve sa ahoana ny fandehany ?

Pages