Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Fa ity zalah tena hafakely a. Nanambady ra cousin 20taona mahery lasa izay niterahany vavy tokana. Manana firehan-kevitra tsy manao mariazy na misoratra izay izy io. Rehefa 10 taona tany ho any ny zanany dia nisaraka tamin'io vadiny io izy ary efa-taona taorian'io dia nanambady hafa indray izay mbola niterahany vavy iray koa. Tratrany nanitsaka azy koa anefa io ka dia nisarahany. Nampakatra iray efa niteraka roa indray izy avy eo. Ny antony dia ny fanantenany fa mba ahay hipetraka hono satria efa nofaizin'ny fiainana.

Raha misy tsy fahafahana ve ara bola ,ara-potoana ka tsy namonjy fiarabana tratrin'ny taona dia tena fahotana ve ?? Midika ve zany fa miala amin'ny fianakaviana??nefa raha misy fahoriana,na marary dia reny amiko ny tsy maitsy andehanana fa raha hafaliana mbola afaka leferina kosa raha tena tsy afa manoatra e!! Enjana fa babena eny foana ny tsiny sady mbola itariny sasany hoe entiny am sangany e!EFA sarahany am havany e!!

tara une semaine no regle ko inona no ataoko, tena tsy napoizina satry napiasa kapoty fon zay, iza mba mafatatra dokotera mahay , toro hevitra no ilaina fa tsy latsa akory

PA

Salama daholo, Mbo atoroy procédure fangatahana PA na vola charge tokony ho ataon'ny lehilahy iray nisitaka ny trano izay mahafantatra fa tena mijaly, vehivavy no manotany, marihina fa nisara-toerana ny pivady ary tsy nandray andraikitra ilay lehilahy.misaotra daholo

Salama daholo ô ,Mba hanontany hoe , maninona angaha ny vehivavy no tia vola ?

Aza manenjika olo-marina ianareo

Mandinika le sujet sasany dia tena mihome irery mitsy oe fa ina aza ty revy ty?mba ataovy resaka serieux fa tsy oe ato akory no hifampanao mis en garde sy ifampitady @rafy e! forum ifampizarana ny zavatra tsy zaka, ny alaelo, pb sns ty fa tsy forum ifampilana vaniny, hany ka na zay mba te hanoratra aza sanganehana iany oe ina no atao fa lasa mifandrafy daolo le mpiforum!tsetsatsetsa tsy aritra e!

-- moved topic --

Toky re zao, fampanantenana re zao, nefa ref 5 taon aty aorina, ef mro ny ankizy, na ny volany notatanaiko atrizay ary zara izy rah manome sisa @zaotena tsy nampoiziko ho afobe toy izao ilay manambady, raha ny sitrapoko dia miala nefa aona ireto zaza maro?Tena misy tsy mataho*tody ny lehilahy, te itomany b za eeeee

Somary sarotra ny mitsara ity raharaha ity ,ary mila mandinika lalina isika eto amin'forum .Rha jerena tsotra fotsiny dia misy lalana diso no noraisin'ilay raim pianakaviana ,satria vady nahazoana zanaka dimy ve dia avela ammin'izao ,efa mba ela niraisana izy mivady matoa nahazo dimy .Raha raisina koa ny toeran ilay vhv dia tena raharha be izany mitaiza zaza dimy izany ,lhl aho fa tsapako ary hitako fa sport be ny manaba zaz dimy .Faranako ny teny ,fa na ilay rangahy voan javatra ,na tena tsy tiany intsony ny vady aman janany .

Pages