Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

inona kay no azy miandry ra mitory oul ray noho ny abondant familial?

Salama daoly, vehivavy ao ary manambady, efa ela rangahy no ahiako manpirafy ana ary ny tena ts zakako dia ts mandray anjara @ fandaniana ao antokantrano mihints izy fa izao daoly no miantoka na dia manana asa ary izy.taty aorina ao dia nahita oul iray ary nanapakevitra ny hiarakaminy te angataka divorce izao amizao ka mangataka fanampina amitsika. Misaotra indrindra.

Ny ahy ny mahatalanjona ahy matetika dia rehefa le lehilahy no variana mijery ahy (manjakely) dia za indray no hangarian'ilay vehivavy! Embeso tsara ny vadindry ry kala ! Araho any am zay alehany, fa io indray na indry aza ny tapitrohatra tsy maintsy te hanandrana goűt sy feeling hafa fona ny bandy e, toneo ny fo, ary tsy voatery ho ratsy vady daholo koa ny mpindrana vadin'olona! Hihihi

vehivavy manoratra7 taona nivadiana3 zanakay zan oe miterak isan-taona + 1 ambohokasamy miasa zay mivadyo r'ireto a, ref tsy miasa ny vadiko a, d vao miala am 6 maraina ao atrano za ande iasa d ny ivoahako ny trano no ela, f lasa koa izy, TSY AIKO OE MAKAIZA A 6h du matin misy manao otrizany v ny vadinareo?D zao koa, rehefa ao atrano izy an, d mseo mody mamaky baiboly fona, vo lasa miasa za ohatra na mande manao beaute d iny koa iz mvoka , ref mverina tampk za ef tsy eo iz MODY MAMO B FONA IZ MVERNA AVY ANY

vevav nmanoratra ŕ, za te analaz b fa tszakako nfikan vadiko a, satri izy mats ny premier amourko, tsnahalal af ts iz za,par contre amko izy,ef niarak tamin vevav marob taloako.zany oe manan ex bedb iz. isak ze mresak zao d tsmaits mtatar nrevy reetr neraany tamin reo vevavny reo amko izy.makarary fo be tsss...

Vita ve zany hoe tena mamela ny heloky ny vady???Ny vadiko mbola tsy nanao ratsy ahy fa raha saintsainiko @zao fotsiny dia miseho milay be za hoe hovitako na inona na inona ratsy hovitan'io vadiko io, saingy rehefa tena mandinika zah dia matahotra be.Misy indray aza lasa saina hoe sao dia misy zavatra tsy azo hamelana heloka aza???

Kizitinjitina lava.Mimenomenona foana.Izay ataonao dia hitabatabany foana.Ohatra: miditra ny trnao ianao dia misy faritry ny kiraro ny gorodona dia mivazavaza be hoe izy hono avy nanadio gorodona ... mba misaina hono ..Manamboatra ny crudité entiko miasa za dia mbola tsy vita akory dia mitabataba be hoe ny fakoko hono arivo fa iza hono no andrasany hanary an'io eo .. kanefa za aza mbola eo ampikenokenonana ohatra hafa: ny kiraroko maka sisiny @ trano hono manakorontana trano fa esory teo.

vao mikasa anambady , mba te anotany anareo izay efa manambady, inona ny tena fitatanambolan'ny mpivady mampateza tokatrano ?D INONA NO TENA SITRAPON'ANDRIAMANITRAMarihiko fa samy miasa zay mivady ary atreto aloha dia asehony aho daholo ny karamany retraka alohan'ny idirako anaty fanambadiana dia mila ny hevitrareo ahoTOKANTRANO TEA KRISTIANA NO IRIKO RAHA MBA METY d aleo nNY SITRAPON'ANDRIAMNITRA IHANY NO EZAHINA IFAMPIZARANAMankasitraka tompoko

lhl ao ; ny ahy ny vadiko no namako akaiky indrindra , tsdé tia mivôka ah ra tsy miaraka amny vadiko (mivôka miaraka @namana iany njainjay fa tsy matetika) ; na mirevy ary de nvadiko nmiaraka amiko . tiko le izy sady tiany vadiko !!! nzavatra rehetra de ataonay ŕ 2 foana ; hatreto aloha mafinaritra fa ny atahorako ra 1 jr marary na misy manjoa ny 1 aminay lasa adala angamba le 1 mijanona fefa zatra miaraka fôana

Miarahaba. Vehivavy no manoratra.Efa ho 5 taona izay no tratran'ny vadiko nifanadala t@ lehilahy hafa aho.Gidragidra be tao an-tokantrano t@zany, ary efa saika niafara t@ divorce. Tsy nahavita nisaraka tamiko anefa ny vadiko, ary izaho nahatsapa ny fahadisoako ka dia nifona sy nanaja tokantrano ary niezaka nanarina ny ratsy vita.

Pages