Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

bjr daholo.Zahay ry reto b probleme b. Ny asan'ny vadiko zany de mande mission foana ny 80%. Ary efa fatatro izy hoe manao sipa. Taty aorina niantso le sipa hoe b vohoka hono izy. D inona no tokony ataoko (za vadiny ary mananjanka 2 zahay).

Manao ahoana daholo,Vehivavy aho no manoratra. Nahita sujets maromaro aho tato mikasika ny olana ara-bola eo anivon'ny tokantrano (vehivavy manodina ny karaman-dralehilahy, lehilahy tsy manome vola, etc.) ka dia mba te anao partage kely sao mba mety hahasoa ny hafa. Ra mbola tsy nivady izahay 2 dia samy manana ny compte en banquenay avy ivirena ny karama. Rehefa nivady izahay dia samy nitazona an'ireo compte ireo ary nanokatra compte roa: ny iray épargne, ary ny iray compte courant.

[rainibozy] - Salama daolo,

lhlh no manoratra,tsy ataoko lavab fa araka io sujet io dia samy mahita amin"'ny reseaux sociaux isika fa nanana amant Lady diana, hoe rainjanany voalohany!
ny fanotaniako dia izao:
- ho an'ny vehivavy, mapatsiro ny fiainana sy manamafy fanambadiana tokoa ve ny fananana amant ankoatrany vady ao atrano?
- ho an'ny lehilahy, efa nisy fotoana ve tratrany olana hoe tsy mitovy aminao mitsy ilay zaza dia nilaina ady ramatoa vady, na koa hoe nisarahana mihintsy?

Tena raha film ny fiainako efa nitsoka ah! Fa zany oe tena izy d tsy maintsy atrehina mody mitsiky, mody mitraka satri ny ny tokatrano tsy ahaka

satria samy efa manambady ary miara-miasa.Saingy nandritra ny taona maromaro niarahana niasa dia mitombo mitombo ihany ny fitiavana antsokosoko ary efa mibaboka - saingy @ maha-mpiara miasa dia tsy sahy miroso @ adalana.Fantatro fa be dia be ny manao ohatra izao ary misy no manaonao foana manimba fiainana. Misy mahay mijanona @ fotoana tokony anajanonana azy...Ny anareo mba ahoana no niafarany ?

Miarahaba antsika rehetra,

Miarahaba,Vehivavy no manotratra

tratrako ny sms n'ny vadiko tao @ facebook niresaka RS nataon'izy sy ny sipany,tanora mbola mpianatra io vehvavy io,zay aho vo nalala hoe manao sipa any ivelany any izy,ka inona no hataoko?

Vehivavy 30 taona manoratra, marié legitime 30 ans koa ny vadikomanana zanaka 3, 7ans;3ans;14moisNy olako dia izao, efa nifanaraka izahay mivady fa tsy iterak intsony, fa retirena foana ref manao RS, nefa dia tsy hay oe nanin f bevok aho zao, tsy tadidiko na fotoana ovina no napipetrak azy na ovina, fa raha ny tadidiko aloha dia avoakan'ny vadiko foana ny azy ref tonga.....

Salama daholo!araka io sujet io dia zao, fa maninona rehefa mandevina vo mba misy ilay couronne hoe "mandria am-piadanana ry vady malalako" na hoe "ho an'ilay tsy foiko", na hoe "veloma ry tiako" na !nandritra ny taona maro nivadiana nefa dia fanalakiana sy ompa sy teny ratsy sy fandroahana sy teny maharary fona no niainana tao an-tokatrano!fehiny, mila mahay mihatsaram-belatsihy ve rehefa hanambady!diso ve raha mangataka dieny mbola velona hoe aza asiana an'ireny rehefa maty fa fony velona taminy fotoana nisipana ihany ohatra no natsoina hoe malala!

Pages