Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Andy] - Tsy aiko na ato amin'ity rubrique no tokony hanoratra.
Vehivavy no manoratra, manana zanaka 1 vao 6 mbolana. Tsy mbola pivady aradalana zay sy ny dadany ary mety tsy hivady nohony antony maro samihafa. Tsy de any loatra no ilako toro hevitra fa. mikasa anoratra azy amniny ny dadany, dia inona kay no tokony atao ? dia aiza no tokony hantonina ? dia hatramin'ny firy taona no afaka manao an'io reconnaissance io ny dadany ? misaotra ho anizay mamaly

[dji] - kamo manao RS be le vadiko, ts resaka infidelité le iz, ananako , mot d pass @ rehetr, sur ar certaine za fa tsis olona iveliny iz ko mo miasa tena ao antrano, ts lavotr n famille ko , trano doc ts mitonda olona, tsis bonne ko zay, fa de ts lina amin io Rs io iz , 30ans za ar ilain vatanko le iz nef ts afaka forcé, leo mitaraina ko za, possible 3 mois farafakelin 1mois ar 1fois ko, kivy a reto no sady matsiaro ho tsis dikany , za nefa ts hoe rats, ts hoe maloto, maro no mitady , mba mis bika ihany n olona ar mitsiriritra, efa natao n fampiresahona, natao n eveil , natao , voyage n rehe

[Humain] - Faly mitafa daholo e, vehivavy aho no manoratra.
Mizara amintsika. Ahoana no hiainana sy hiezahana hizakana ny trangan-javatra sy zava-misy toy izao ry namako: Raha ny fitaizana sy ny fampianarana fony mbola tsy nanambady dia hoe mifampizara ny zava-drehetra rehefa ao anaty tokantrano ny mpivady; tsy mifanafina (?) ... asa hoe izay tokoa ve fa izay aloha no nampianarina. Toa miova anefa ny rivotra sy ny zava-mitranga. Tsy dia mifampizara zavatra firy izahay.

[sodom] - salama o , misy efa niresaka sodomie t@ ny femme ao antrano ny lehilahy marié ato ? nisy efa positif ?

ny tantarako ... ny sipako talohan' madama... niaraka 2 taona tamiko , ary nifankafy firaisana izahay ... efa anaty tokantrano aho ... niteraka ... 3 taona tokantrano, nahatsiaro izy dia nanoratra email ... notantarainy tao daholo ... hatr@ zay nafenina rehetra... za nandeha mission aho, i Madama t@ ipad nahita sy namaky ilay izy ... izy moa tsy nanaiky hatrizay an'io lalana sens interdit io ... nefa dia tiany rehefa eo ampi...

[sipamalaelo] - Tsy haiko na ato izy ity no tokony apetrako na atsy @ sexualité. Resaka mpivady ihany moa izy ity. Vehivavy no manoratra ary zao le olana misy aminay sy papa amin'izao.

Manambady aho ary mananjanaka. Nisy fotoana nifankahita t@ ex-ko za.Le talohan'i papa mihitsy io. Ary nifampiresaka izahay. Asa na azon'ny voa tsy manadino aho fa tafaverina niaraka izahay ka nisy RS mihitsy aza. Papa tsy kopy amin'io.
Fa ny loza de zao. Le ex indray no lasa milingilingy mandrangitra ny vadiko @ mp. Tantarainy ao daholo ny RS rehetra nataony. Tena nisafoaka i Papa ary tezitra be tamiko.

[Maniazy] - Za ry reto nande taxi moto tam atoandro dia itan ny vadiko a, dia tsy mety mino mihintsy izy hoe taxi moto ilay nitondra ahy...tantara be ny anay sy Papa hatramin'izao. Bloquer ny sur facebook sady tsy raisiny mihitsy ny appel ko. Izy nefa no maka ahy mody. Ampio aho

[hendrikely] - Salama daholo ! Saika mba anontany sy angataka toroevitra amintsika. Dis ove za maman raha naka vola tao am portefeuilleny vadiko. Ts zany fa zao. Izy ts mba manome sy manamp ahy mihitsy. Magataka za nefa tsy omeny. Nefa zay miteraka iray. Ka mba nijery ny paosiny za dia nahita vola bdb tao dia nalaiko. Za efa ts manana tsony. Ny sakafo efa tsisy amidy tsony. Inona no setriny ozy nareo : vono, latsa sns..

[flashc] - Vehivavy no manoratra. Mijaly ara-panambadiana aho. Samy miasa izahay mivady. Nefa izao no zava-mitranga. Izaho matetika no tonga aloha ato an-trano satria mpiasam-panjakana ka mirava @ 4 ora hariva. Rehefa mirava dia maka mpianatra izay vao mody. Izay foana no routine. Arakaraky ny embouteillage anefa ny fotoana sns... ka indraindray misy fotoaana tara ny sakafo vao vita. Ary mbola tsy masaka akory dia tonga ny vadiko. Ka raikitra ny tatasika eraky ny trano. Lazainy fa mampirafy sy mihodina aloha hono izaho vao maka mpianatra sns..

[Olombelona ihany] - Miarahaba,
Vehivavy no manoratra, ary manambady. Mifampizara amintsika: Samy miasa izahay mivady, taloha dia izaho no nitantana ny karamanay, ankehitriny dia samy mitantana ny azy, ny ahy aza moa nolazainy fa izy no tokony hitantana azy fa izaho tsy mahay mitantana. Gaga aho ary nalahelo ihany koa. Dia nisy fotoana nomeko azy ny karamako tsy nandrombinana, nefa avy eo hitako fa hiteny aminy foana aho isak'izay mba hisy fandaniana hatao dia nanapa-kevitra aho ny tsy hanome azy intsony ny karamako, ny azy moa tazoniny foana ihany.

[Gaga sy talanjona] - Miarahaba antsika forumiste, vehvavy ny tenako , efa 25 ans de mariage , maro ny niainana tanatin'zany (sedra,hitsakitsaka, sns...) ,3 ny ankizy ary efa presque mahaleo -tena avokoa na mbola miara-mipetraka aminay mvady ato an-tokantrano aza, ny mahagaga sy voamariko ,raha sendra tafaraka irery izahay mivady ,indrindra eny an-dalana anaty fiara ,ivelan;ny trano no tiako tsindriana,raha sendra misy resaka kely ifanaovana , na sangisangy dia voamariko fa hatezerana sy ompa avy hatrany no sisa valiny mba azoko avy amin'ilay vady anefimandriko raha mbola azo antsoina amin'io

Pages