Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

mila fanampiana,mety hampaniriana ve ny volo sola an'ny lehilahy?raha eny, aman-taonany ve ny fitsaboana?

Miarahaba tompokoManao ahoana kay ny fandehan'ny ostie ry zareo hoanareo izay mahafantatra? Inona avy no fitsaboana misy? Misy fitsaboana nify sy maso koa ve?Miala tsiny fa tena tsy mahafantatra dia manontanyMisaotra betsaka

Bonjour! inona kay no mety mahatonga an'izao oe isaky ny mipipi de marary BE ila tsy zaka mits le farany INY. de aveo vao avy mipipi de mbola ohatran'ny mbola poritra be zany foana. De inona no tokony hatao fa tena mampijaly be! Merci d'avance ho an'izay mamaly!

Salama daholoaiza daholo kay ny misy piscine chauffée eto antananarivo?Misaotra @ fanampiana.

Miarahaba antsika rehetra.Hanontany aho hoe: efa mba nisy nanana zaza pieds bot ve tato? raha nisy afaka ifampizarana ve ny fampianarana azy mandeha. Efa manaraka traitement io zanako io telo taona zao, dia ampianarina mandeha izy zao. Mnagataka fanampiana aho ze efa nahita zay cas izay. Misy mahita mpivarotra chaussure ortho koa ve?Misaotra mialoha

Miarahaba antsika rehetra. Sao mba misy manana contact Pédopsychiatre eto Antananarivo azafady.Mikasa ny hitondra ny zanako kely any fa tsy manana contact.Misaotra mialoha ho an'izay afaka manampy

Bonjour daholo.Mba mangataka torohevitra amintsika ato ré fa tena ketraka a. Sao mba nisy efa tratran?izany hoe ovaire mivonto mifono nofo (na tumeur) zany isika ato ?Dia nanao aona ?Tsy maintsy nalana tokoa vé ilay ovaire sa nisy traitement nahafaka azy ?Dia iza no gygy nanaraka anareo ?Matahotra mafy aho satria izaho mbola tsy niteraka.Misaotra antsika rehetra

Bonjour daoli,Arak?io sujet io, misy amintsika ve manana zanaka efa tratran?ny otite na Ť tsitongandronono ť, inona no mahatonga azy ireny , ary iza no docteur na pédiatre tena nanasitrana ny zanakareo izay efa tratra. Maharitra afiriana ny fitsaboana azy, ary mety miverina ve izy ireny ?? Merci ho an?izay mamaly.

Mandefa rivotra patetika ny zanako 7 taona. Masiso matetika, nefa izy otran'ny tsy misy olana ara-pahasalamana. Mianatra isan'andro izy ary akaiky examen dia tsy foiko tapahina ny fianarany ho any amin'ny pédiatre.Sakafo tsy dia mavesatra firy no ohaniny, fa na maivana na mavesatra ny sakafony dia mandefa rivotra ihany izy.Ny tiko anotanina dia izao : aretina ve io mandefa rivotra io? Tsara sa ratsy amin'ny fahasalamany? Ilaiko na obligatoire ve ny mitondra azy any amin'ny pédiatre noho izy mandefa rivotra matetika?

Bonjour, azafady izay mahalala inon no mampisy mivonto kely ny nonon-dehilahy kanefa vao zaza 15 ŕ 17ans ? Misaotra

Pages