Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Bonjour les mamans, misy t@sika ve efa nanao an?io biopsie cervical io ? ahoana kay ny fandehany ? inona ny fikarakarana ary taiza ianareo no nanao ilay prélčvement ? misaotra betsaka izay mamaly.

Bonjour daholo oh,

Miarahaba antsikaArak'ilay sujet , aiza ny hopital afaka manala vato amin'ny alalan'ny "laser" ?Mankasitraka indrindraMarihina fa efa ngeza ilay izy dia ts levona

Mahagaga ry reto fa mora simba ny nifiko izay amboarina ka tsy sasatra ny miverina any amin'ny dentiste. Ilay dentiste ve no tsy mahay sa manao izay hivereneako matetika any aminy ?Mba toroy dentiste mahay falehanareo za. Misaotra

Aiza moa no ahitana huile de ricin pure azafady ?

Aiza ho aiza eto Mada no ahitana neurolgue experimente

[Omega] - Manakory ,

inona no fanafody azo atao raha reny tsembotongotra sy tsembontanana tsy misy fiafarany reny fa mahasoreana, misaotra

[tinah] - Toa tsisy mamaly mihitsy ity sujet ity.
Ohatran'ny mahaliana anefa

[kala peta] - Manao ahoana daholo,

19 ans za zao ary mahagaga ahy ihany fa mbola misy vatonono be foana hatramin'izao. Mba mangataka ny hevitrareo hoe normal ve zany sa tsia raha ny taonako?

Misaotra betsaka sahady ho an'izay mamaly!

feno 1/2 sičcle @ty taona2018 ity aho, t@ 2013 no efa tsy réguličre intsony ny rčgle-ko, nisy fotoana tena bdb mihitsy ary rehefa 2č jours dia tsy maintsy couche bébé no ampiasaina fa raha serviette hygiénique tsy mahatazona ny rŕ, nisy fotoana 2 ou 3 mois vao tonga ny rčgle ianao @zany efa mitaintaina hoe bevohoka ve za sa tsia edepuis déc. 2017 teo indray dia misy bouffée de chaleur, mora tsembo-dratsy nefa za taloha tsy mpanao an'zany mihitsy, mora reraka be

Pages