Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[nounous] - Inona no antony mahatonga ny renin-tsaka ihinana ny zanany ? Misaotra tompoko

[MISEL] - Slt, inona kay no mahatonga ny VITILIGO azafady? Inona no mahasitrana azy ? Merci

Bonjour, Aiza no misy mpivarota camomille eto Tanŕ, atao dité sy fanafody? Tsy misy ilay eny Isoraka.Sa inona no anaran'ny camomille amin'ny teny malagasy?Misaotra mialoha amizay afaka mamaly.Soraya

salama daoly,aiza no mety ahitana fanafody sillicium organique g5 na siliplant eto tana ho an'ny olona voan'ny arthrose !merci

miarahaba antsika,efa nentina teto ihany,inona no anaran'io aretina io,dia inona no tena mahasitrana azy,misaotra

Manahoana daholoIzaoho dia vehivay 23 taona mikorontana nify. Efa ela izaho no naniry hanao appareil dentaire nefa nolazain'ny mamako fa tsy nécessaire izany. Amin'izao anefa izaho manana moyen hiantoako ny tenako ka mba te-hanontany information momba an'izy io.Voalohany, hafahafa ve raha olona 23 taona no mbola manao appareil dentaire? matetika mantsy ankizy sy adolescents no manao azy io.

Salama daholo, Feno panda be tsy mety afaka ny tarehiko efa ho folo taona. Efa tapitra naleha daholo ny dermato teto Antananarivo, hatr@ Dr Jean Charles Ampandrana ka hatr@ Pr Rapelanoro, IHS, Befelatanana, Mahamasina, Dr Patricia Espace Médical fa e e e... Nisy niteny aho hoe izany Dr Richard ao Antsakaviro izany... Saingy tsy ananan'ilay olona intsony ny contact-ny... sao dia sao mba misy manana nareo? Misaotra betsaka !

Bonsoir,

Bjr, aiza kay ny hôpital n'a clinique mba tena mety ( aminareo) anaovana opération cataracte. Misaotra mialoha

mila sakafo mampahia, voankazo na légumestsy mitady recette atao régime fa ilay zavatra ho hanina mampahia no tadiaviko, misy ve,efa nanao soupe au chou, efa nanao régime isankarazany, tena nahia fa vao najanona ilay régime dia tonga dia nahazo poids be, vonjeo re olona fa tena lasa natavy be tampoka teo

Pages