Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Bonjourmba omeo astuce mampiena kibo ry reto a, tena mahamenatra b rhf manao akanjo teritery! Merci an'izay mamaly

[kibo] - Manahoana dool

avy natao cesarienne aho, deux mois zay,ts nasah nanao ninin t@le kibo mitsy aloh atreto fa zao vao mitady hevitra mba hanalana anle kibo be amzay satry mb ef ts mahare marary matetika eo amle nodidina intsony,

inona no nataonareo analana anle kibo be mitosaka ref avy nodidina mba zarao ato azafady rh mety
misaotra mialoha zay mba afaka mizara zay nahomby taminy

[Vahona] - Salam o! iza no efa nihinana vahona homéopharma ianareo azafady ? de manao ahoana ny tsirony ?

Salama ô!Inona kay ny produits manal tâche ry zareo fa avy nanao allergie b za d ny tŕnako sy ny tongotro lasa misy tâche @le otrorina fôna le izy @le mangididy..

Bjr daholo,inona kay ry reto no mahatonga ilay hoe misy rivotra ny kibo, de rehefa alefa nefa de misy kaka kely fona mande. Miverina matetika ilay izy dia sady manorisory be no mahamenatra koa. Raha nisy efa sendra, inona no toro-hevitra azo ifampizarana mba hitsaboana azy, de misaotra sahady @zay mamaly.

[sariaka] - Bonjour,

Saika hanontany hoe iza kay no efa nodidiana fibrome , de manao ahoana le izy,

Merci,

Mba toroy hevitra manala from ry reto fa isak'zay manao kiraro za na fermé na tsia (genre escarpin na balerine na kapakapa) d tena maimbo from foana. Inona no tokony hatao mba hialana amlay maimbo azfd. Marihiko fa efa nividy an'reny anti-from reny za fa tsy mety afaka mihitsy. tsy haiko na ny hoditro mihitsy no tsy normeMisaotra anareo sahady amin'ny valinteny

[VOLNIC] - Bjr ooo
Misy mahafantatra ve hoe aiza no misy chirurgien an jaza kely fa tapaka ny sorokan-janako.
Misaotra indrindra.

[ramatoa] - Miarahaba atsika,
mba mila fanapina fa tena tsitao tsun izay atao @ity resaka haB ity fa atao ny regime tsy mety miena mitsn nefa efa lasa muscle (nofo) dol ny vatako @ fanaovana sport tena vaventy aho ar ita oe sportive fa za t iena fa tsy mety iotra v?sakafo efa zara raminana nefa tsy tiko b mijery ilay haB ei @ fehy sy dodosy ny kibo ko anefa mismis ian fa tsy oe fisaka b mba mangataka torohevitra anareo zafad ar ra mba mis malala nutritioniste mahay tsara ko dia isaorana mialoha

Miarahaba o,Misy centre momban'ny Cardiologie tena mahay ve eto Madagascar, manana fitaovana tsara. Manana marary mila fanaraha-maso dia mba mila fanampiana ho an'izay mahalala.Misaotra mialoha

Pages