Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Araka io topic dia mba mila ny hevitrareo oe iz no mety ahasolo azy?

Bonjour daolo,misy produit na fanafody mampitombo ny halavan'ny vatana ve ?merci

[clarra] - inona no manasitrana ilay tenda maina lava?
Misy fotoana ohatran'ny tonga dia maina be izany ny tenda dia manitikitika be mihitsy, dia mikohaka vao afaka, tsy maharitra ela ilay gêne fa kosa tena manelingelina be mihitsy, dia misy rehoka kely ohatran'ny masirasira izay manaraka ny kohaka dia afaka aloha ilay tenda maina be, dia miverimberina ilay izy
Mihinana tantely foana fa tsy miala ilay izy

Inona ry ireto ny ato mba tsy hangidihidy ny tongotra apres rasage? Tena masosotra b ilay izy indrindra rehefa manao pataloha tery2 iny.

Bonjour ! Saika mba hanontany hoe iza no gynécologue mahay afaka antonona raha toa ka hitsabo MST azafady ? Merci

[YOGA] - salama o, arak'io sujet io, inona no tena ilaina le yoga ? inona mahasamihafa azy amin'ny seance de méditation dia aiza nareo no mahita centre fanaovana yoga hafa ny fantatro dia ilay eo ankorondrano ao amin'ilay salon Mylord fa asa ny fiabilitény sy ny prix? afaka

Mba efa nisy taminareo ve nampiasa azy io. Misy mivarotra any anaty FB any izy io ary Voalaza fa : - Mitsabo sy manetsika ny voa (reins) marary hanao asany indray. - Manadio sy mapikorina ny rŕ - Manasitrana rhumatisme - Manala ny éjaculation_precoce ,aretin-damosina , filahiana malemy (impuissance) , insuffisance rénale , calcul rénal, mamany lava tsy mahatana pipy.. - Fiarovana @ aretin'ny Prostate.

[raketamanga] - miarahaba antsika rehetre
arakio sujet io due EFA bb taona ihany za nefa dia tratrany accident EFA ela no nitady za a faharoa nefa Zhao vao mipetraka toroy hevitra ry retook ateraka v sa Alana??

Nanokatra ity sujet ity ato aho mba te hifampizara hevitra mahasoa mikasika ny fibrome.Izaho izany dia tratran'izy io fa tany amboalohany tsy fantatro mihitsy fa dia noheveriko fa rčgle foana no miseho. Nisy fotoana aza taty aoriandriana tonga matetika ny rčgle dia noheveriko fa fikorontanan-tsaina avy amin'ny asa ilay izy fa tsy noeritreretiko ho zavatra hafa.Efa somary natetika loatra ilay izy vao taitra ka nanatona dokotera dia nanao echo dia voalaza fa fibrome ilay izy.

Inona no atao mba ampihena aingana faritra mivonto!? merci an'izay mamaly

Pages