Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[maman'i zaza] - Salama dhlo tompoko.

Ny zanako manana retard language 07ans izy , efa be ny dr ORL nandehananay fa otrn manana ny lazainy avokoa sad tia vola be nef tss vokany; efa be ny examen natao EEG/ SCANNER sy ny analyse sofina teny ambohibao.

Ny tiako lazaina zan dia mitady DR ORL MAHAY resaka sofina sy manao contrôle tsr na lafo aza akoatra GERARD/ AMBOHIBAO/ na clinique aza ts maninona IZAHO,eto TANA

Afaka mandray hevitra matotra avy aminareo koa za ra mba misy solution hitanareo fa mbol te iala nenina hitsaboamlay zanako aho.

Miarahaba antsika.Ny zanako vavy dia ahenoana fofona mahery ny lohany rehefa tsemboka na dia avy manasa loha ary.Tena mahery lay fofona rehefa tsy manasa loha izy satria mielanelana indray andro izy manasa loha.10 taona izy zao ary tena sahiran tsaina izaho reniny.Tsy mbola nanantona mpitsabo aloha hatreto.Misaotra anareo zay manome soso kevitra.

Isan'ny paikady iadiana @ spasmophilie ny fialana café fa tena tsy mety afaka fa mba atoroy fikafika ho anareo zay efa mba tafialamarary an-doha be mintsy dia miverina foana

[remède] - Arak?io sujet io, tsy mijanona mikohaka sy voan?ny sery ny zanako : 19 mois, efa 1 mois et demi izay,
Ka atahorako sao mivadika bronchitte sanatria?inona no remède mba afaka omenareo na naturel na tsia..
Merci ho an?izay mamaly.

Mba manontany, labiera ve mampatavy raha misotro isan'andro, iray vera 25cl na 33cl eo ihany fa tsy folo tavoahangy akory? vevavy no manontany

[denti] - mba mangataka solution ho an'ireo zay mahafantatra fa eo amboniny le nify zany oe eo aminy le hihi misy mibotsina, somary natahotra ihany za sao sanatria zvatra hafa fa nihaino olona sasany za d aphte io mandalo fotsiny fa asio karibonetra sns fa tsy maitsy mbola handeha dr ihany za, tsy mangirifiry fa manelingelina

[lallaina] - Manao ahoana daholo,

hono oa, misy chiropraticien ve eto tana? raha misy dia aiza no ahitana azy? raha tsisy dia ahoana ny fitsaboana sciatique?

Misaotra mialoha.

salama Tompoko ,Mila fanampiana aho ,bevoka vo 1 volana tsy te hiasa intsony nefany aho satria tsapako reraka lava noho io antony io .- inona no tokony ataoko raha hidemissionne aho ?- Mbola manala pre-avis ve?- inona avy ny droit tokony ho azoko .Misaotra ho nareo afaka mamaly

Efa natao izay fitsaboana rehetra t@ mpitsabo isankarazany handevonana azy fa tsy mety afaka, ny gynecologue ko farany no niteny fa didina sisa no mety hanalana ilay Kyste de l?ovaire droite.Misy olona efa nodidiana KOD ve @ tsika ato ?? iza ny docteur nandidy dia hopitaly taiza azafady,Budget raha tsy maintsy handalo operation KOD??? Misy effet secondaire toy ny tsy mampiteraka intsony ve ny fanaovana izany ?? marina ve fa mety hiteraka cancer izy io raha tsy voatsabo haingana.Marihina fa rehefa reraka dia marary ahy ilay izy.Merci !!

Salama daolo! Iza nareo no efa nampiasa ovy raper-na fa oe manafotsy elakelam-pe sy zone intime?

Pages