Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Aina] - URGENT, inona no fanafody efficace ho an'ny olona mararin'ny sinusite ? Efa nanao traitement docteur fa miverina foana , mietsika be izy izao, mataotra mandeha docteur @ ty covid ity, merci an

[Notahina] - Mba mangataka témoignage ho an'izay cas positif nefa porteur sain na izay mahafantatra hoe tena tsy nisy signe mihitsy ve na kely ary? De tsy nisy traitement natao fa tena afaka hoa azy ilay virus? Misaotra sy mirary soa antsika rehetra ho lavitry ny corona

[Hasy] - Miarahaba o, mba mangataka toro_hevitra tompoko fa 4 jrs Zay za otrn oe mitady hovoan gripa f ts mety vaky mintsy fa marary bé loako nef ef noana daoly fanafody,mievoka,d ts mahare fofona s'y tsiro_kanina mintsy,marihako fa za ts mamay zan mintsy fa lay sery fotsiny tsy mety vaky.mba toroy hevitra tompoko o

[Lalaina] - Bonjour daholo, efa 3 mois Zay fa tena mijaly noho ny tandimerina, efa nandeha dokotera, efa lany n'y fanafody rehetra de miverina indray, rehefa avy manao douche iny no tena mietsika, de rehef andro avy orana, inona mety mahatong azy, mila torohevitra azafady, misaotra

[Pitsana] - Salama eh, arakio sujet ambony io d mba mitady regime mahangeza haingana fa tena kely loatra, tena pitsana mintsy ara.Ndraindray za mihevitra hoe vahana nefa za rehefa bevoka sy avy teraka tena ngeza ihany d amiko tsy tena vahana ilay izy.Mba atoroy fikafika ry reto an, zavatra tena mampazoto homana, sakafo tsara hoanina sy tsy tsara hoanina, tsy aiko hoe sport ko ve ilaina fa za manko tena tsy manao sport mints, mila miditra salle de sport ve sns..Misaotra sahady @ torohevitra :)

[Dida] - Za refa matory tena mjaly mitsy f ten b rarakivy b. Mando b ny ondana. Inona no mety ho antony? Mba omeo vahaolana zfd

[XXX] - Misy afaka mitanisa ve hoe inona avy ireo sakafo tsy azon'ny olona voan'ny goutte hohanina. Mankasitraka

[Miotisoa] - Finaritra!
Inona no fanafody efficace amin'ny "oignon"?
Vokatry ny fanaovana talon matetika taloha izy io, nefa toa manaraka koa.... Mivonto maharary eo amin'ny articulation, base-n'ny ankihiben-tongotra (tsy haiko ny mi-définir ilay toerana...)
Misaotra mialoha ho an'izay mamaly fa tena mila tsy ho afa-mamindra intsony....

La chirurgie esthétique en Tunisie , quelle clinique choisir pour son séjour médicalisé ?

[BEMA] - Mba torohy hevitra hitsaboana lagaly fa tena feno ny vatana, tsy fantatra ho taiza no nahatonga azy, mijaly e

Pages