Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Mandefa rivotra patetika ny zanako 7 taona. Masiso matetika, nefa izy otran'ny tsy misy olana ara-pahasalamana. Mianatra isan'andro izy ary akaiky examen dia tsy foiko tapahina ny fianarany ho any amin'ny pédiatre.Sakafo tsy dia mavesatra firy no ohaniny, fa na maivana na mavesatra ny sakafony dia mandefa rivotra ihany izy.Ny tiko anotanina dia izao : aretina ve io mandefa rivotra io? Tsara sa ratsy amin'ny fahasalamany? Ilaiko na obligatoire ve ny mitondra azy any amin'ny pédiatre noho izy mandefa rivotra matetika?

Bonjour, azafady izay mahalala inon no mampisy mivonto kely ny nonon-dehilahy kanefa vao zaza 15 ŕ 17ans ? Misaotra

Miarahaba ny mpisera eto ! Mitady laharaa finday an'ilay olona mivarotra "argent colloďdal" etsy Ankorahotra (ampitan'ny Jovenna) aho raha misy manana. Misy plaque be misy soratra hoe Argent colloďdal io ilay trano saingy tsy mba mpandalo eny aho. Misaotra mialoha !

Noho ny havizanana be loatra amin'ny asa dia mitady mpanotra aho. Madio no lazako ilay tadiaviko satria rehefa jerena ireny misoratra anaty gazety sy internet ireny dia matetika misy resaka vetaveta foana. Marihiko fa tsy mety amiko homeopharma no izy ireo tsy afaka mankany an-trano nefa ny ora fisokafany tsy mifanitsy amin'ny ora fiasako mihitsy.Dia misaotra anareo izay afaka manoro hevitra

Bonjour,mba misy mahafantatra mpanao solonify tena mahay ve Tana ville na vers Tanjombato?Misaotra tompoko

Miarahaba antsika rehetra . Saika mba hanontany , inona no mba atao fa misy mony ao anaty oroko, maratra ilay izy ary dia marary be refa mamafa lelo. Afaka kely dia miverina indray . Marihiko fa misy daolo ny lava-korona roa . Misaotra mialoha .

miarahaba antsika, misy fianakaviana marary rein ry zareo ka mba mitady dokotera tena spécialiste rein izahay fianakaviana raha mba misy mahalala ato, dia isaorana mialoha amin'ny fifanampiana.

Sao misy mahita ity zavamaniry ity isika: pissenlit na Beroberoka izy @ teny malagasy

Iza no mba pédiatre tena mahay mitsabo sy miconsulter tsara ny zazakely eto Antananarivo?

Aiza no misy orthophoniste mahay ho any zaza tsy d mahay miteny nef efa 2 taona sy tapany

Pages