Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Ikalapiso] - Za rery ve no tia rehefa brutal ramose ataoko mihitsy ary hoe romotra rehefa manao. Le côté dominena. Tiako be le za felahana ryfo sy dyvo dia ndraindray koa felahany ny tarehiko. Sitominy ny voloko, na tsindriny za. Nangataka koa za hoe bataina dia atsipy. Fa ny vadiko mataotra sao maratra ndray aho dia tsy ataony mafy tsara le izy nefa za tia be. Mahazo plaisir mihitsy aho rehefa "torturena" kely dia izy ndray no malahelo ahy. Somary hafahafa zay moa za

[Louva love] - Malaza ami'izao fotoana izao mitsy ny plan, na à 3 n'a echangiste sns.
Tantarao hoe izay Efa nanao expérience ?taiza no nahita olona (site, fb..)
Ho ahy manokana, mbola mandresy lahatra an drafotsy fa tena t anao azy Ity.

[b mb] - bo v

[vehivavy] - Mangataka conseils fa mora tonga kely ny ahy. Tena sensible be loatra ny vatako, dia à peine ramose misafosafo na kiboko fotsiny ary eo @ hanches dia efa tonga ny ahy. In 5 eo tonga nefa mbola tsy mikasika no-no na minou. Dia rehefa milalao minou moa tsy kotina ntsony hoe impiry tonga.

Misaotra re raha manana toro hevitra nareo eh

[Saholy] - Salama ô, mba fanontaniana manitikitika fa tsy hitako ny olona anontaniana azy. Ho antsika vehivavy ohatran'ny ahoana kay izany hoe mahay manao firaisana ara nofo izany. Izaho manko izay olona niaraka tamiko nilaza fa tsy nahay za kanefa za afa_po rehefa manao. Tiako ho lazaina hoe ahoana ilay hoe mitady fahafinaretana miaraka?

[rianala] - Sao dia mba misy vehivavy manana expérience hoe niaraka taminy bandy avy a Tulear. Tsy mitovy daholo ny olona, fa par rapport aminy expériences nareo inona no tsikaritrareo na hoe positif sy négatif. Zavatra mety tiany, tsy tiany, zavatra tokony tandremana...
Raha misy bandy koa afaka mamaly.

Merci
Tsisy hoe manavakavaka fa fanontanina tsotra :)

[Anjarampitiavana] - Salama daholo oooo
Vehivavy no manoratra, mba tiako anontaniana anareo hoe mety possible hiova ve ny toetran'ny lehilahy zatra mampirafy. Ny sipako amin'izao mantsy tena reny atsoina coureur de jupon reny mintsy, amin'azy ny bika sy ny endrika ka ze sipa reetra mihanahana dia iarahany daoly.
Nilaza hikasa hanambady ahy anefa izy vao haingana dia lazainy fa efa niova hono izy fa adalan'ny fahatanorana reny taloha reny. Bedabe ny sipa resahany @fb de nobloqueny teo imasoko daholo fa hoe efa niova hono izy.

[Tokana] - Araka ny lohahevitra dia fizarana no tena angatahako amintsika ato. Ialako tsiny dieny ety am-bolohany fa ifangaro eto ny teny vahiny sy ny malagasy ary mety hisy iteny koa hoe tsy ato no tokony andefasana azy saingy ts itako hoe atao aiza koa mankasitraka sahady @ fanehoan-kevitrareo. Ny manitikitika ahy dia ny hoe : "Comment savoir si une pratique sexuelle est permise à Dieu?". Ny angatahako dia tsy hoe hivadika resaka finoana fa fandalinana tsotra fotsiny. PS: Relation entre couple marié homme-femme ilay izy.

[Anjara Fotsiny] - Salama e....Iza no efa nampiasa ? Manahoana izy io? mety misy effet secondaire ve? inona no mitovy azy...mety possible manaela vo tonga ve? Merci

[iantsa] - 4 taona za sy ny sipako niaraka, efa manana heritreritra angata bady ahy izy.
Nefa za, misalasala, izy froid, tsy dia mampiseo sentiment loatra, tsy zatra nisy nanome fitiavana koa na taminy izy mbola kely ary. Rehefa mitory fitiavana loatra za dia tsy tiany satry tsy hitany zay atao sy tenenina hono, tsy mahay mi gérer any le situation izy dia otrany za no be fangatahana loatra. Nefa za talohany fiarahanay efa ny friendzoneny 2 taona, za efa saika niaraka t@ bandy afa mihitsy dia farany niaraka taminy ihany.

Pages