Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Maninona raha miseho masoandro @izay isika membre LGBT e! Tokony manao fihetsiketsehena isika eo ambohijatovo.

aiza ny toerana firevena be sipa eto @ tanana?? tana ville io ale avy miasa atoandro iny ohatrasady misy tonga dia le milay na bota na mahia na lava na fohymba zarao ze mahalala e

Iza no efa tratran'zany

BonjourAhoana no atao mba tsy hampisy sentiment @ sexfriend?

za rizareo manana namana tsy eto antoerana an . Tena tiko be le miresaka aminy fa avy eomoa de miafara resaka manao ,ka iza nareo no efa nanao an'io de awn ny atao de tonga ve ? mba ampio e tatarao ze efa nanao ary tsara ve ? za vevavy

sipa toy inona zalŕ no mahay mrevy le botabota sa le somary kelikely

mba tatarao

Lasam-borona mihizy ny bandy akama mijery ilay divou be ana directrice nay ato. Izy moa cool be ary efa nisarabady nefa matahotra hampiresaka aho sao tsy poinsa nefa tena latsaka mihitsy ny ranom-bava nay mijery ilay fika tsy manampaharoa anaty lamba manarabatana.

Hono ho aho,tena marina ve ilay hoe ra bevohoka ny vady nef ny miodina ny lehilahy de tena saropiterahana rafotsy refa tonga ny andro hiterahany moa, koa ts afaka zany mintsy raha tsy manala pataloha de mandingana azy amin'io fotoana io vao afaka ilay izy, le mandingana azy eo daholo ny olona tokony ho eo akaikiny ohatra hoe ny mamany , ny rasazy, mis aza hoe eo imason'anadahiny, marina ve zany

ay mba ts ts1-ko ian no ts nande ra.za ef mail we ts virj tsn iz

Pages