Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Dizzyna] - Misy intéressé ve? Plan bandy samy bandy eto Paris. Apetraho ny contact

[...] - Roapolo taona lasa dia nifankatia tamina tovovavy kely zandriko roambinifolo taona aho. Noho izay elanelan-taona izay, dia nisaraka izahay satria tsy nety tamin'ny fianakaviany izany.

[Bouboule] - Bjr. Aiza no mety ahitana boule de geisha vibrante amin'ilay tsara kalitao azafady? Lay azo anaovana rééducation périnéale no tena ilàna azy. Misaotra anareo

[DONGANDELY] - Lehilahy no manoratra. Te hanontany anareo vehivavy aho, tena mahazo fy sy orgasme ve ianareo rehefa atao sodomie sa manome fahafinaretana ilay vady na sipa fotsiny?
Mba mila valinteny matotra

[Aryan] - Salama...Ny ahy zavatra tsapako dia izao, Manambady ahy aloha efa niteraka 1 zaza 2 ans...Ny olana dia izao rehefa manao R.S izahay dia izy tsy mety anaovana Position mitsy tsy aiko oe in no olana...njai2 akavitsina izy mety manao Levret , fa amnio dia lazainy fa marary ka tsy itako izay atao.

Sitraka no anarako, 28 taona, mipetra-drery ao @ appartement iray anaty trano lehibe iray eto an-drenivohitra. Fony 16 taona monja aho no niaina fiainam-pitiavana voalohany ka lehilahy niarahako voalohany no nomeko ny fahadiovako tsy am-pihambahambàna raha vao herinandro monja no niaraka izahay. 25 taona izy raha ny filazany nefa tsy nampaninona ahy ny niaraka taminy satria na ny ray aman-dreniko koa aza misy 15 taona ny elanelan-taonany.

[Be LAZAO] - Ianareo ve efa nanatrika direct na niafina olana nanao firaisana , mba tantarao kely oe @antsipirihany

[Mangina] - Coucou e. Fa lasa aiza daholo oa ny mpanafana ny groupe tato e. Tsy misy sujet matsiro intsony zay depuis 3 mois ankoatran'ny an'i Felantsoa (izay efa mahalana koa vao misy).
Tsy miasa daholo angaha rehefa misy confinement dia tsisy internet any antrano?
Sa refa any antrano dia tsy mahasahy manokayra moov?
Izaho manokana moa zay efa elaela tsy nisy nikitika fa confiné ka dia eto no manala hamohamo...

[Kangourou] - Hono oa! Ny menaka kangourou ve tena tsy misy effet secondaire ? Iza no efa nanmpiasa? Mba lazao oe

[racra11] - Rehefa nandinika za d ato za no tokony hanoratra fa tsy atsy ambadika, lehilahy no manoratra.Ny vadiko hoa tsy mety orgasme mihintsy nefa efa 7taona nivadina, efa 3 ny zaza, efa nifampisipa 1 taona sy tapany talohan'ny fanambadiana. Efa nataoko avokoa zay position rehetra sy zay protocole de preliminaire rehetra fa tsy tonga e.Matetika aza za no mieritreritra hoe tsy tia ahy ny vadiko, nefa nisy fotoana koa za nieritreritra hoe sao kely ny balitako, nefa izy aza mitaraina marary indraindray @position sasany.

Pages