Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Rakinga] - Salut, mba samia mitantara ny action vitany nandritra ny vanim-potoan'ny fety. Personnellement, nijanona tato an-trano fa tsisy namana. Nampiresaka sipa tao @ F/B dia nifandefa sary, tsy aseho ny visage

[Mr J.] - Mba saika hanotany ah oe tena vitsy ve ny gasy Dominant/soumise?refa miaraka am sipa elaela zay vao apenarina tsikelikely izy fa tsy mbola nahita mintsy ah oe sipa efa mirona amin'io?rah misy efa mirona amin'io de andao mba hifampizara

Zaho dia lehilahy miasa (33ans). Tsy asiko resaka be fa araka io lohateny io dia mitady sipa (18 à 39 ans) za mba hiarahana amin'iny taona vaovao iny fa efa ela lohatra ny naha célibat ahy izay ! izay liana dia afaka manoratra @n'ity mail ity: hj.|ralfb|arobasy|gmail|.com (esory ny tsipika mitsangana).

[ma ] - Nankatoavina androany tao ARGENTINE ny fahalalahana manalanala zaza na "avortement". Vahoaka maro no nidina an-dalambe nifaly sy naneho ny Fankasitrahany izany.
Ahoana ny hevitrao?

[Enjana] - Lasa tsy tia manao rapport sexuel am vady intsony, tena oe tsy taitra sady kamo be. Misy fotoana ôtrizany ve ? Tena oe miara monina fotsny sisa. Izany mot doux izany mo dia eeee, tsa misy. Hisaraka raha izao no mitohy.

[Nanie] - Coucou nareo. Ndao mba hanao resa-behivavy kely isika e?
Mba mifampizara fikafika kely mba ahasambatra tsara rehefa lay manao RS iny.
Ohatry ny ahoana zany hoe mianatra miketoketoka?
Ahoana ny fitadiavana point G?
Inona n'y position tsara indrindra?

[ramse kely] - Bonjour, misy mahafatatra ve oe aiza no misy manao test sperme (spermogramme) mba mora nefa azo antoka!
Misaotra mialoha!

[findane] - salama daholo,aiza zareo no misy toerana na chambre milay afaka anaovana fin d'année en couple!merci

Lehilahy ny manoratra mitady sipa gasy hiaraka anao fin d'année 2020, raha mety fiarahana de mitovy merci an'izay mamaly

[JAFLA] - Tratry ny krismasy daholo aloh e, lehilahy ny manoratra, acro amin'ireny dame botabota ireny ny tena, latsaka rarakivy mihitsy mahita anareo botabota ireny ry dame isany a, asa raha misy ato, mba signaleo anaty ma i la ka azafady e jaflajafla69[at][g][m][a][i][l]dot[c][o][m] mirary soa ho antsika rehetra e

Pages