Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Salama, manana tokotany malalaka be aho eny eny Ambohidratrimo dia saika ho asiako activités ho an'ny ankizy rehefa sabotsy dia mba manontany hoe sao manana sosokevitra ianareo. efa misy eritreretiko ihany. Marihana fa natao mba hialana voly ilay izy fa ny tena tanjona dia mahay zavatra ny ankizy rehefa mody. izany hoe mety misy karazana initiation amina métier sns fa tsy hoe kilalao be fotsiny. Ny hampivelatra ny sain'ny ankizy ny tanjona

[ma ] - Efa akaiky tokoa ity ny Saint Valentin , ho aiza ianareo amin'ny 14 février ?

[anonyme ] - Andro farany aminy fisoratana anarana ho an'ny fitsangatsanganana Miaramanonja androany,mbola marobe ny misoratra anarana eto amii MBS

[soa] - salama oh
misy toerana azo hitsangatsangana tsy de lavitra eto tana ve afaka hanaovana activités tsara , le tsy misy piscine no tadiavina merci

[li] - Mba mangataka idée bons plan rehetra sur Antsirabe azafady indrindra
Sakafo
Activités..
Tonga any zoma ary miala Alahady

[li] - Aiza avy tracenareo anio alina ?

[ma ] - Aiza ny "espace" na toerana fandraisana lanonana/mariazy.. eto Antananarivo tena hitanao fa tsara?

[ma ] - Rehefa aty Ambanivohitra ka manontany olona hoe aiza ilay toerana... dia ao akaiky ao hoy izy. Kanefa mbola lavitra ilay izy... mbola ambadiky ny Vohitra mihitsy

[tif ] - Fankalazàna ny andron'ny Noely sy ny fetin'ny faran'ny taona;manomboka indray ny fandravahana ny zaridainan'Antaninarenina sy ny faritra manodidina eny.
Ho toerana azo hitsangatsanganana rehefa hariva hiarahana amin'ny fianakaviana sy ny namana rehetra.Jiro;ravaka;haingo maro isan'karazany no hita eny...Fikarakaràna avy amin'ny fiadidiana ny repoblika hoan'ny vahoaka.

[ma ] - Salama !
Quels sont vos tips pour passer un bon vendredi magnifique ? en couple ? Entre amis ? en famille ? entre collègue ?
Inona ny mba fataonareo rehefa zoma manifika ( otrany aona ny pozy , sakafo , toerana fandanana , afterwork sns )

Pages