Vous êtes ici

[Club M] - Ahoana ny mba eritreritsika ?
Raha ny hevitro dia izao :
Mila mandresy Niger sika, dia CIV mandresy Ethiopie.
Raha mandresy Niger isika dia mitovy point @ CIV, Samy 10 points,
Raha ohatra anefa ka resin'ny Ethiopie CIV, dia Ethiopie 12pts, CIV anefa Mila victoire mba i rassurer-ny place-ny, satria mi-compte n'y oé 1er groupe rehefa manao tirage au sort groupe any Can any Cameroun.
Mila mandresy foana isika.
Alefa Bareae !

[ma ] - "ANKOAY" anaran'ny ekipam-pirenena malagasy basketball
ANKOAY, anaran'ilay voromahery mpihaza mampiavaka ny morontsiraka avaratra-andrefan'i Madagasikara, no tolo-kevitry ny mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy hiatrika ny dingana fifanintsanana hiatrehina ny Afrobasket 2021 any Tunisie ho an'ny komity mpanatanteraky ny Fédération Malagasy de Basketball ary noekena sy niombonan'izy ireo ny ampitondraina ny anaran'ny ekipam-pirenena basketball manombok'izao.
Anisan'ireo vorona mpihaza misongadina indrindra sy tsy fahita firy eraky izao tontolo izao ny Ankoay ary mahery fis

[ma ] - MATHYAS : NISAFIDY NY HO BAREA, NANDA NY FIANTSOANA TANY AMIN'NY EQUIPE DE FRANCE
Voaantso handrafitra ny Ekipam-pirenen'i France sokajy U-20 i Mathyas (mpiandry tsatokazo Malagasy milalao ao @PSG), ka nolavan'ity farany io fiantsoana azy io ary nanambara ny tenany fa efa vita ny safidiny ka ny ekipam-pirenena Malagasy BAREA ihany no hifantohany tanteraka, indrindra ny CAN2022.
Saika nankasitraka an'ity fanapahankevitr'i Mathyas ity avokoa ny mpankafy baolina kitra Malagasy rehetra.

[ma ] - Roso ny dia mankany Tonizia ho an'ny ekipam-pirenena Malagasy!
Hiatrika ny Afrobasket Qualifiers 2021 - 3ème Fenêtre ny ekipam-pirenentsika ny 17 ka hatramin'ny 21 Febroary!
Omaly 10 Febroary 2021 dia efa any amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Nosy Be ireto ekipa ireto, hiazo an'i Addis Abeba, handalovana any Raoma ary hahatongavana ao Tonizia.

[ma ] - Ireo mpilalao 15 voafantina hiatrika ny fampivondronana faha 3 izay hiatrehana ny ''3e fenêtre'' hataon'ny 17 au 21 febroary 2021 any Tonizia:
1-SOLONDRAINY Alpha Jean Arnol (COSPN)
2-RAVELOMANTSOA John (ASCUT)
3-RANDRIAMAMPIONONA Elly (GNBC)
4-MANDIMBISON Constant Fabrice (GNBC)
5-MORY Francis Ramanampamonjy (GNBC)
6-BOTOU Vallery Olivier (ASCUT)
7-FARALAHY Monja Romain (SEBAM)
8-TODIMASIMANANA Josianis Lomario (SEBAM)
9-RABENANDRASANA Nantenaina (ASCUT)
10-RASOLOMANANA Anthony Nelson (SEBAM)
11-SEN Zico Lucadro (GNBC)
12-LAHONTAN Rija (US AUBENAS France)
13-RAZANAMAHENINA

[li] - Basket : ASCUT Antsinanana a remporté le championnat national N1A. L'équipe de la commune urbaine de Toamasina s'est imposée sur un score de 79 à 67 face au GNBC.

[anonyme ] - L'international malgache de 28 ans, Hery Bastien, est officiellement un joueur du Bohemian FC Dublin, vice-champion 2020 du championnat de première division irlandaise.
Hery Bastien, en fin de contrat avec le Linfield FC en juillet prochain, était sur la liste des joueurs transférables.
L'entraineur du Bohemian FC Dublin, Keith Long, se réjouit de l'arrivée du joueur. "Bastien est un joueur de grande qualité avec une grande expérience et du potentiel.

[anonyme ] - METY MAHASOLO ILAY SPORT TOKONY ATAO ISAN'ANDRO VE NY DIANTONGOTRA MANDEHA MIASA eo @20mn/j

[ma ] - Inona ny sport tinao atomboka na tinao tanterahana amni'ty taona 2021 ity ? Ny ahy- manokana zao dia musculation

[ma ] - Madagascar a remporté sa première médaille au championnat d'Afrique de judo grâce à Narindra Rakotovao. Elle a eu une médaille de bronze sur ippon contre la cap-verdienne Sandra Borges.

Pages