Vous êtes ici

[ma ] - Inona ny sport tinao atomboka na tinao tanterahana amni'ty taona 2021 ity ? Ny ahy- manokana zao dia musculation

[ma ] - Madagascar a remporté sa première médaille au championnat d'Afrique de judo grâce à Narindra Rakotovao. Elle a eu une médaille de bronze sur ippon contre la cap-verdienne Sandra Borges.

[ma ] - Éliminatoires Afrobasket 2021 : Défaite d'entrée de la sélection malgache.
Madagascar s'incline sur un score de 52-89 face à la sélection tunisienne lors d'un match tenu ce jour au Kigali Arena en Rwanda. Demain, Olivier Botou et ses camarades affronteront les Centrafricains.

[ma ] - Iza no mpilalao Barea Madagasikara tinao indrindra ny fomba filalaony eny ambony kianja?

[ma ] - Tafiditra groupe miaraka amin I RDC (Congo) indray isika amin ny fifanintsanana hisolo tena an I Afrika
RDC - Benin - Madagasikara - Tanzanie
Ireo no miray vondrona amintsika , ahoana ny fahitanao azy?

[tif ] - Ahoana ny fahitanao iny première période iny ?

[ma ] - Alefa Barea !
ndao isika hiara hanao ny maillot an'ireo mpilalao antsika anio hariva amin'ny 4 na aiza aiza toerana misy antsika
ALefaso indray ary ny pronostic anareo amin'ity lalao miverina ity e !

[ma ] - Inona ny pronostic anareo amin'ny match rahampitso izay ho tanterahina ao Toamasina Barika 5 ?

[Barany] - Salama daholo,hono hoy aho ho an’izay Mahalala toa mizara roa na maromaro ny kung fu wisa ,ka mba te hahafantantra hoe Raedy ancien mpanao kung fu tao behoririka ve ,i Rasolonjatovo jean de
Dieu ,Izay milaza mpitarika ny kung fu Wisa ? Sa olona hafa io?

[sonagalyb] - Sadio Mané no mendrika an'iny ballon d'or iny fa tsy i Messi. Tsy hitako izay performance vitan'i Messi t@ iny saison iny.
Tsy LDC azo, tsy liga , tsy copa america. Fa io moa izay tian'ny mpifidy ihany fa tsisy critère ka izay sentiment ny eo no miainga. Lasa subjectif le izy ary normal raha i CR7 sy MEssi foana no mihodikodina eo.

Pages