Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[voyageur] - Azafady, soa dia misy mahafantatra hoe aiza izao (na manana contact) ny consulat général de Thailande. Tetsy @ Village des jeux izy taloha, fa tany aho t@ erin'andro, dia tsy any intsony. Tsy nahafantatra koa ilay sécurité teo. Efa ho erin-taona hono no efa tsy tao intsony rizareo

[Ibalita] - iza no manana contact toerana fandraisam-bahiny any Foulpointe azafady, genre bungalow familial, pour 4 personne, misy fandrahoana sakafo ao anatiny, madio nefa tsy lafo loatra < 60 000ar/nuitée, misaotra sahady an'izay mamaly

[nha] - saika mba hanontany azafady nisy efa nahazo visa court sejour tamin'ny mars 2020 ve fa nihidy ny frontiere dia tsy afaka nandeha , afaka mamerina demande ve ? miverina mandoha droit de visa vaovao ve ? dia efa nisynaka ve dia nahazo ok

[ze] - misy mazoto hiaraka hanao vakansy ve, izay toerana ifanarahana, isika irery tsisy namana iireny, efa nahazo taona eo am 50 taona

[Lumière] - Salama daholo, mbola misy miresaka ve eto sa efa lasa tout amin'ny facebokk daholo ny fizarana? te mba hanontany hevitrareo azafady ho an'izay mahalala sy efa nandeha, Tana Antsohihy ve ra 3 days no anoavana azy ela loatra sa miaina tsara? mitondra zaza amin'ny fiara kely, avy eo Antsohihy Nosy be ve misy transport public? sa tsy maitsy miditra emplacement? de raha hibata fiara kely Antsohihy Nosy be ve misy mahalala fourchette de prix? ny bac Ankify Nosy be firy tonnes maximum no entiny? misaotra mialoha ami'ny partage zareo a, mirary soa!

Iza no avy aty Antsirabe ato, na mipetraka aty Antsirabe? afaka atao namana...

[li] - ZOTO_TOUR_MADA
Miala ao #Diego androany maraina i #ZOTO, hihazo an'i Sambava (faritra SAVA) amin'ny alalan'ny dian-tongotra sy bisikileta izy.

Salama daholo,

Misy malagasy miasa sy/na mianatra aty Norvège ve ato?
Mba te hitafa sy hifanerasera aminareo fa manirery aty an-tany lavitra :)

Mankasitraka

[tif ] - Mbola tsy nanao spa mihintsy dia mba te hi découvrir an'izany
Mba mangataka avis sy aiza no misy toerana afaka hanaovana an'izay eto Tana.
Raha mba afaka manome tarif ihany koa Izay mahay na efa mpanao.
MERCI

[li] - Mila manara-baovao akaiky ihany isika mpandeha vacance ireto fa tampotampoka be ny fakan'ny fanjakana décision a! Sao sanatria sanatria ka hoe mihidy tampoka ny lalana, zay vao tavela any. Bonne vacance daholo en passant

Pages