Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[ma ] - Renivohitry ny faritra Vakinakaratra
Inona no tena mampalaza iny faritra iny, oviana ianao no tany farany , inona tena tianao rehefa makany ianao ?

[li] - Ianareo ve tia manao feux de camp ? Aiza ny toerana tsara aleha raha hanao feux de camp tsy de lavitry tana ?

[ma ] - Mba omeo torohevitra fa te hanao week end andasibe , tarif hôtel sns
misaotra oh

[ma ] - Salama daholo !
Hono hoa
raha hanao passeport dia inona avy ny zavatra ilaina , firy jours vao mety ho vita ?
Misaotra indrindra

[Zazah] - Salama eh!
Hono hoa :
1. Ohatrinona ny frais Toamasina - Foulpointe @ zao?
2. Misy ora ve ny fihalany ao Toamasina saha misy foana?
3. Aiza ny bungalow tsara nefa mora ao Foulpointe?
Misaotra indrindra., dia mazotoa daholo eh!!!

[Zambogaga] - Coucou daholo.
Hono aho ty zareo.
Mba fantarareo hoe mivoha vers ny service Passeport n'ny Madagascar ao amin'ny Ambassade Madagascar Paris, sa tsy mivoha ?
Hoatran'ny hoe mihidy hono le service passeport jusqu'à nouvel ordre, vaovao tandroany 17 Mai 2020.
Sao dia tsy marina ??
Tena mahagaga raha tena izany tokoa.

[raibinoto] - Raha te hifindra any Allemagne dia inona avy no procédure ? Manao ahoana izy par rapport @ France ? Mba omeo experience anareo hoe

[coloneldudu] - Misy manao parapente ve eto Madagasikara ? Aiza dia ohatry ny ahoana ny prestation ? Mahafinaritra ve ? Retour experience client no mba tadiaviko.

[jarifa] - Mba mila fanampiana e!!! Manomboka 20/10 au 26/10/19, mba mitady trano ahofa amborovy grand pavois majunga ho ana fianakaviana 22 pers, ra tsy ampy le fandriana de mampanofa kidoro ve olona?? misaotra mialoha ho any zy mamaly!!!

Miarahaba e,
Averina eto daholo ny discussions momba ny "immigration quebec " rehetra. Ento ny resaka ary.

Pages