Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Bonjour forum !
Arak'ilay sujet, noho ny asa dia i voyage any nosy be irery, toerana tsisy olona fantatro na ny iray ary ary vo voloany no tany !!!
inona ny activité azo atao any ? ka hoe mety oe olona tokana zany no manao azy mba tsy dia mi s'ennuyer lotra :)
sa misy ireny visite guider en groupe ireny ve any !! ??
mba hangataka soupapa ho an'izay efa tany
merci

Mety misy mahalala toerana ve ianareo, du côté Ambohimanga iny misy chambre d'hôte ilay calme tsara ireny?

Misaotra mialoha

Pages